26/06/2026
Fetim-pirenena 2026 , mirary antsika Hanao fety ankafaliana hieren-doza❤️
Ary hipololotra ao anatin-tsika tsirairay avy anie ny afon'ny fanavaozana sy fitiavan-tanindrazana🙏
manaova fety sambatra 🙏
22/06/2026
Tena hoe aza avela handalo fotsiny ity vacances ity ry zareo an,tena hoe taonan'ny fahombiazana tanteraka ny tamin'ny taona lasa ,hiaraka hiezaka isika Hanao ny manandrify tsara kokoa ka noho ny fangatahanareo dia:
hisokatra ny fampianarana Informatique bureautique ho an'ireo katita Kely azonareo sary antsaina ve fa any ivelany anie ankizy primaire dia efa mikarakara solosaina sy teknolojia e Ary izay isan'ny mampandroso ireny firenena lehibe vao Kely ny ankizy dia efa fantatrao ny ho aviny,mendrika Izany ny zana-tsika,
misokatra ihany koa ny fianarana manao sary amn'ny taratasy sy pensily hazo ,tena ilaina Ilay manatalentana an,moa Sady milalao ny zana-tsika no miala voly Ary koa manatsara ny talentany
Ny teny vahiny moa etsy ankilany mandeha foana ,koa inona intsony Ary no handraisana e,afaka manao raharaha tsara isika ao antonkatrano mandritra ny ankizy mianatra ❤️🥰🥰
eeee voafetra ho 22 ihany no raïsina ary vague 02 ihany amn'ity vacances ity 🎉🎉
❌⚠️⚠️tsy misy écolage anie e🙀🙀❌⚠️⚠️
mp haingana Ary fanazavana fanampiny ôbja
0346071876/ 0386837171
22/06/2026
Ny cadeaux tsara indrindra ho Dada & Neny lesy zandry an !!
Dia elah Hendry elah mahay❤️💪
18/06/2026
Nareo sisa no andrasana fa ny toerana sy n'y ekipa rehetra ary fitaovana efa vonona ,aza miandry farany vao manao inscription sao sanatria feno ny toerana eto andrefan'ny La plasy no misy antsika🥰🥰
Mandray koa nadia ankizy Kely Aza ny informatique amn'ity vacances ity an,
Indrindra moa fa ny
Anglais
Français
Espagnol
Japonais
Allemand
Italien
Misy dessins koa annn,Sady mialay voly ianao no mianatra mandray ankizy manomboka ny 06 taona no miakatra eny fa na ny dessins sy informatique Ary
Minoa anay ianareo fa hiova ary hivavaka ny zanakareo amin'ny taom-pianarana manaraka eo
Ary ny mampianatra zanaka vacances tsy hanenenana satria voahomana tsara ny hoaviny ary izy koa tsy any fotoana amin'ny tsy tokony handaniana azy .moa Sady vita ny fialahan-tsasatra
❌❌⚠️Tsy misy écolage ⚠️⚠️❌
Mp na 034 60 718 76 /038 68 371 71
Ndao Ary e🎉🎉💪💪💪
15/06/2026
Mahazo ordi portable maimaim-poana ianao raha toa ka:
Mianatra amin'ity cours de vacances ity.
teny vahiny moa no nahalalan-tsika ny YES -Action fa amin'ny fomba offisialy ny cours de vacances ho an'ny INFORMATIQUE BUREAUTIQUE,ka ho ny hafalianay noho Izany dia izay manao inscription rehetra dia mahazo tickets ahazoana an'ilay izy .Ny fisarihana dia atao ny volana Jolay izao🥰
Aza tara fa mandeha ihany koa ny:
amin'ny izao vacances izao izay natao hanampiana antsika tsirairay manomboka amn'ny 4 taona no miakatra,fa amn'ny informatique kosa dia manomboka 06em no miakatra.
Miavaka foana ny ankizy mahay teny vahiny Izany amn'izay rehetra atao ,Ary mamiratra moa manomana an'ilay ankizy sahady isika ho taom-pianarana manaraka sy ho tompon'Andraikitra amin'ny ho aviny🙏
tara manoratra anarana fa ny 06 juillet izao no mianatra ,Ary natao iray volana sy tapany Izany hitsinjovana antsika Mbola hiala sasatra mialohan'ny hianatra
⚠️❌ MISY Écolage mandritra ny vacances 🙀 ❌⚠️
🙀❌Toerana ianarana mahafinaritra, Centre ville, connexion wifi gratuit
Misitraka formation gratuite maro:Art oratoires, développement personnel,entrepreunariat,sns....
Mianatra isan'andro
bureau YES Educ-Action eo andrefan'ny La plasy Ambatondrazaka
Contact :034 60 718 76 / 038 68 371 71
13/06/2026
Les vacances approchent🥳Alors, préparez-vous bien!
On est déjà prêts🥰💯
11/06/2026
⚽⚽ mondial efa mandeha ihany fa ndao mba hianarana indray ireo vocabulaires fampiasa mikasika an'izay ee🥰🥰🙏⚽
abonnez ny page dia tsy ho tara zavatra mahasoa ianao
10/06/2026
Mahasoa anao ity..,🙏
TECHNIQUES POUR RÉUSSIR À L'EXAMEN
01) AVANT L'EXAMEN
a) Révision ciblée
Jereo manokana ireo taranja izay somary mbola hanananao olana,fantaroo hoe inona Ilay"chapitre Mbola tena manahirana anao"
b) planification du temps
Mahaiza mandamina fotoana dieny mialoha hoe firy ora Ilay adina ,Ary arindrao araka izay sy zarako ny fotoana hanaovana ireo exercice tsirairay
C) pratique des examens passés
Manandrama manao ireo laza adinabefa nitranga teo aloha.
D ) Résumés et fiches de révision
Fintino araka izay azo atao sy amn'izay mahamora indrindra sy ahazoanao aina rehefa mianatra ireo lesona tsirairay avy
E) Visualisation positive
Ataovy ambony ny moral fa iny dia efa hery fiarovana tsara bé ho anao hiady sy tebiteby🙏
PENDANT L'EXAMEN
1)Lire les instructions attentivement
Vakio tsara ny toro marina rehetra hoe :firy ora ,inona no zavatra afaka ampiasaina,.....sns
Mahaiza mifehy ny fotoana manomboka eo
Atomboy amn'izay zavatra hainao
manokàna fotoana hamakiana tsara ny "devoirs"
Valio mahitsy sy mazava ny fanotanina rehetra,tiava asa madio
2)Ne paniquer pas en cas de difficulté
Na misy zavatra tsy hay na sarotra dia mitonina ihany aloha,dia aza avela zavatra sarotra anakiray no hanimbana saina fa vitao Zay Hay dia izy anokanana fotoana farany,
Mariho tsara izay zavatra nodinganina mila hiverenana mba tsy honadino❤️
APRÈS L'EXAMEN
1)miverena amin'ny fiainana andavan'andro amin'izay esory ny teby2,sorohy ny mety hisoan'ny stress ,milalaova ,manaova sport,...⚽🏀⛹️♀️
Miandrasa ampitoniana ny résultats,ataovy ambony ny moral fa raha misy manontany anefa aza dia tia miteny hoe mora bé Ilay examens Nadia mora tokoa aza
Dia Bonne chance ho anareo zandry zanaka Hanao fanadinana amin'ity taona ity
⚠️🚨aza adino fa misy cours de vacances ato amin'ny YES Educ-Action rehefa vita soa aman-tsara ny fanadinanareo,izay ahitana ANGLAIS, FRANÇAIS, ALLEMAND, ESPAGNOL, INFORMATIQUE ,......SNS
tsara foana Ary mañana tombony ny olona mahay teny vahiny