19/06/2026
Rehefa hanao soudure ianao dia fantaro fa :
"Épaisseur totale × 0,7 = Gorge minimum (soudure d'angle)" 📏 Tôle 5mm → gorge 3,5mm minimum 💪 La gorge = la vraie résistance 🎯 Ne lésinez jamais
Azo atao tsara ny mianatra « soudure/ouvrage métallique » na tsy manana fotoana betsaka aza ianao.
Fidirana manaraka : aogositra 2026.
Institut de formation MIOVA – Ambohitrimanjaka
034 07 063 31
12/06/2026
Rehefa hanao soudure ianao dia fantaro fa :
Oxycoupage - températures clés
"Acier doit atteindre 1300°C avant d'ouvrir l'oxygène"
🔥 Couleur cerise vif = température idéale
⏱️ Préchauffage suffisant = coupe propre
❌ Ouvrir trop tôt = acier qui s'arrache
Azo atao tsara ny mianatra « soudure/ouvrage métallique » na tsy manana fotoana betsaka aza ianao.
Mitohy ny fiofanana amin'ity volana jona ity.
Hiditra fialantsasatra kely aorian'ito vague ito.
Miverina indray Volana aogositra/septambra.
Institut de formation MIOVA – Ambohitrimanjaka
034 07 063 31
05/06/2026
Ndao hiofana mba hisehatra.
Azo atao tsara ny mianatra « soudure/ouvrage métallique » na tsy manana fotoana betsaka aza ianao.
Fidirana manaraka : 06 jona 2026.
Institut de formation MIOVA – Ambohitrimanjaka
034 07 063 31
02/06/2026
Rehefa hanao soudure ianao dia fantaro fa :
Conservation des électrodes basiques
"E7018 humide : re-sécher 300-350°C pendant 1h minimum"
🌡️ Étuve à électrodes : investissement rentable
💧 L'humidité crée des porosités et H₂
📦 Conservez dans boîte hermétique entre sessions
Azo atao tsara ny mianatra « soudure/ouvrage métallique » na tsy manana fotoana betsaka aza ianao.
Fidirana manaraka : 06 jona 2026.
Institut de formation MIOVA – Ambohitrimanjaka
034 07 063 31
28/05/2026
Rehefa hanao soudure ianao dia fantaro fa manorina ny ho avinao.
Ndeha hiofana.
Fidirana manaraka : 06 jona 2026.
Institut de formation MIOVA – Ambohitrimanjaka
034 07 063 31
15/05/2026
Zarainay aminao koa ireo pitsopitsony momba ny fanabeazana :
"Scénario pédagogique = Partition à jouer" 🎼 Timing précis de chaque activité 🎭 Rôle formateur/apprenant défini 🎯 Transitions planifiées 🎬 Improvisation préparée
Ndao hiofana
Institut de formation MIOVA – Ambohitrimanjaka
034 07 063 31