MC et Animateur Mael's

MC et Animateur Mael's

Share

Mamix Eliot 504

06/10/2025

Aza matahotra ihanareo fa efa nampianariny Sylvester Stallone iady irery aho 👋

Efa miaraka tsika zao 🇲🇬

Ho taranaka 👊

Photos from MC et Animateur Mael's 's post 02/10/2025

Mpitondra tenin'ny filoha 👊

Copie-......

Ny bikany lo de manja
Mpitondra tenin fanja
Ny bikany tena hafa mintsy
Ny kibony tsisy sôsisy
Ny volony tena aminazy
Tsy mila an ilay plaquage
Avy hatrany aho de tara
Efa lerany zao
Amaray ny fotoana
Ny tolona mandeha foana
Ka aoka ndri hivoaka ny trano
Tadremo mihintsy
Fa za mantsy Vao hianatra, hitondra mini bisy 🥱
__________________________________________
MC et Animateur Mael's

15/09/2025

🚀 Gemini IA – AI avy amin’i Google DeepMind

Ny Gemini dia AI mahay mamorona sary 🎨, mamaly resaka 💬, ary mampifangaro sary sy lahatsoratra 🖼️✍️.

🗓️ Nanomboka: 2023
✨ Version nohatsaraina: 2024 (Gemini 1.5)

💡 Fitaovana matanjaka ho an’ny famoronana, fanabeazana, ary fialamboly.

Mbola maro eto Madagasikara no tsy mahalala azy…
🙏Zarao amin’ny namanao 👫!

Araho ny pejy MC et Animateur Mael's

11/09/2025

𝑨𝑽𝑬𝑹𝑰𝑲𝑶 𝑰𝑯𝑨𝑵𝒀

1: MAKAO @ CHROME
2: RECHERCHEO WOE Gemini
3: IZAY GEMINI VOALOHANY EO NO IDIRANA
4: IMPORTENA IZY LE SARY AMBOARINA
5:LE TEXTE (IZAY TINAO) PROMPT APESAINA
6:𝗠𝗕𝗔 𝗔𝗧𝗔𝗢𝗩𝗬 𝗜𝗟𝗔𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗠𝗜𝗡𝗧𝗦𝗬 ee

io zao nenah io , Alefaso 's nenareo efa mahay Alfonso 💥

10/09/2025

✦Gemini 💥

ᴘʀᴏᴍᴘᴛ 👇

A photorealistic cinematic image of a man (picture attached) sitting casually on the shoulder of a giant mecha styled after Ravana.The man wears a blue hoody jacket with the words "Mael's” faded ripped gray jeans, and black Vans sneakers. His pose is relaxed: one hand resting at his side, the other holding a glowing blue thai sword crackling with blue sparks, resting across her shoulder. His legs dangle freely at the edge.
The mecha, inspired by classic Ravana designs, glowing eyes, and highly detailed mechanical panels.
The background shows a futuristic cityscape during a golden morning hour, with soft shadows and atmospheric lighting. The buildings in the distance are blurred for depth of field. The scene is shot from a high-angle perspective to emphasize the massive scale difference between the woman and the Ravana.
Aspect ratio: 2:3, photorealistic, cinematic film-quality scene. ..

Photos from MC et Animateur Mael's 's post 09/09/2025

Tuto fanaovana azy 😁

1-miditra chrome na google
2-Mi recherche hoe👉🏻 Gemini de ze mipoitra voalohany no izy
3- copieo le texte ao amin'ny coms de ataovy eo ambanin'ilay le sary atao😭 vita d atoroy namana rehefa mahay

03/09/2025

‎Ny alahady 07 septambra 2025, ny lanitra dia hanolotra antsika rehetra eto Madagasikara éclipse lunaire totale 🌍🇲🇬

‎🔭 Ora eto Madagasikara (heure locale - EAT) :

‎🌒 Fanombohan’ny phase pénombrale : 18h28

‎🌓 Fanombohan’ny phase partielle : 19h27

‎🌑 Fanombohan’ny totalité : 20h31

‎🔴 Maximum : 21h11 → hiseho mena manjelanjelatra ny Volana (“Lune de sang”)

‎🌕 Fiafaran’ny totalité : 21h52

‎🌔 Fiafaran’ny phase partielle : 22h56

‎🌘 Fiafaran’ny phase pénombrale : 23h55

‎👉 Ny totalité dia haharitra eo amin’ny 82 minutes !

‎✨ Torohevitra hahafahana mijery tsara :
‎- Tsy mila fitaovana manokana, ny maso ihany dia ampy 🤩
‎- Mitadiava toerana malalaka tsy misy jiro be loatra 🌌

‎📅 Tsarovy tsara ny daty : 7 septambra 2025
‎Seho tsy fahita firy ho an’ny rehetra – hahita ny Lune de sang. Aza adino ity fotoana miavaka ity! 🌠
Amin'ny 31 Desambra 2028 indray vao hisy éclipse lunaire hita eto Madagasikara 😊.

‎Mirary soa hatrany 😊
Naritiana Dona

MC et Animateur Mael's

Want your school to be the top-listed School/college in Amparafaravola?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

Tanambe
Amparafaravola
504