13/05/2026
✅🥰 Ireto indray ary ny mpianatra vonona hanohy vao2 ato Amn' English Lovers...
✅Team Champions 😎
✅We're always ready to improve our English, Never give up , for sure 😋🇺🇸🇺🇸
✅ You know what?? this is the best English school in Madagascar , The number one 🥰🇺🇸🇺🇸
11/05/2026
✅🥰Team Bruno Mars.. ireto indray ary ny Team Vao2 Level1 ato Amn' English Lovers 🥰 Welcome guys
✅Mbola mandray mpianatra izahay amin' herinandro ity rah mbola misy vonona
✅ Fidirana manaraka? 01 juin ndray : 16h30 à 18h30 lundi mardi jeudi mianatra.. Alefaso orange money ny inscription 😊 0328303628
✅ Ankatso 1 akaiky Terrain basket / tsy lavitry ronono soja misy Atsika 🇺🇸
10/05/2026
✅🥰 Excursion: Team Jalengo.. See you all in Level2 again guys 🇺🇸🇺🇸
✅ Fidirana manaraka?? Le 01 zao : 16h30 à 18h30, Lundi mardi jeudi mianatra
✅Toerana : Ankatso 1 akaiky Terrain basket
✅ Inscription efa afaka alefa orange money mitazona place
Contact: 0328303628
04/05/2026
✅ Tsisy androny zah hisaraka amnao séri : Karakory miteny zany en anglais ??? 🇺🇸 go....
03/05/2026
✅ Demain 14h fidirana Vao2...
✅Lundi mardi jeudi mianatra..
✅Atsika efa nanao inscription... Rdv eo am Terrain basket ankatso 1 eo 14h 🥰🇺🇸
✅Zay mbola tsy nanao inscription, mbola tsy tara...
✅0328303628
01/05/2026
🇺🇸Hi guys 🥰Today is Labor day ,So..What's your dream Job????....
28/04/2026
✅🥰🇺🇸 Efa amin'ny hoavy izao fidirana manaraka: le 04 Mai, .. 14h à 16h 🇺🇸lundi ,mardi, jeudi mianatra
✅ Alefaso orange money ny inscription : 0328303628
✅ Ankantso 1 akaiky Terrain basket na Texas misy atsika 🥰
✅Le 06 Mai zao koa ny manomboka, Mercredi , vendredi 14h à 16h, ataovy koa ny inscription satria place limitées 🇺🇸