26/06/2025
Mirary fety sambatra ho an'ny vahoaka Malagasy 🇲🇬❤️
N°1 de l'enseignement à domicile
26/06/2025
Mirary fety sambatra ho an'ny vahoaka Malagasy 🇲🇬❤️
Aujourd’hui, on célèbre les mamans, nos premières éducatrices. Bonne fête à toutes les mères !
18/11/2024
Les défis et les trahisons ne définissent pas votre valeur, mais renforcent votre vision. Chaque épreuve est une opportunité de construire une équipe plus forte et de trouver des alliés qui partagent réelement vos valeurs 🥰💪
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mirana Ras, Sand Ra, Mi Angola
24/10/2024
PAIKA DIMY (5) MANAMPY NY ZAZA AMIN'NY FIFANTOHANA
Olona mora variana ny zaza ; fohy ny faharetan'ny fifantohany amin'ny fanaovana zavatra iray . Misy fiantraikany amin'ny fianarany ny tsy fahampian'ny fifantohany , na any an-dakilasy na ao an- trano .
Inona no anton'io tsy fifantohana eo amin'ny zaza io ?
Mila manaiky aloha isika fa izay mihitsy no maha- zaza ny zaza . Olona tsy manana faharetana izy .
Manamora ny tsy fifantohan'ny zaza ka mahatonga azy ho variana na tahaka ny mpanonofinofy fotsiny ireto zavatra manaraka ireto : ny harerahana , ny hanoanana , ny rarin-tsaina . Tahaka izany koa ny tahotra sy tebiteby .
Miaraka amin'izany dia voalazan'ny mpandinika fa mora mahavariana ny zaza ny fijerena fahitalavitra , ny tabilety sy ny finday .
Inona ary no tokony hatao ?
1) Rehefa mianatra ao an-trano ny zaza , na mamerin- desona na manao enti-mody dia aoka ho efitrano tsotra , tsy ahitana zavatra maro mety hahavariana azy no omena azy : efitrano tsy misy fahitalavitra , na tabilety , na kilalao hafa .
2) Ferana ho zavatra iray ihany no am-panaovina ny zaza ao anatin'ny fotoana iray . Aoka tsy hotenenina aminy indray miaraka ny zavatra samihafa tokony hataony . Ohatra : " Manao enti-mody aloha ianao izao . " ( Fa tsy ampiana hoe : " Rehefa avy eo milalao ." ) Satria tsy andriny sahady ny hilalao .
3) Anaovana tantara ny zaza . Olona tia mihaino tantara mantsy ny zaza . Mitaiza ny zaza amin'ny fifantohana ny tantara . Tantara mahaliana , mahafinaritra , misy lesona ho an'ny zaza no atao .
4) Ampandraisina anjara amin'ny raharaha madinika an- tokantrano ny zaza . Hitan'ny mpikaroka fa mikolokolo ny fifantohan'ny zaza ny fanaovany raharaha kely ao an- dakozia ; tahaka izany koa ny fandaminana efitrano . Manazatra ny zaza amin'ny fandraisana andraikitra rahateo izany .
5) Ampirisihana hamaky boky ny zaza . Ankoatran'ny fampivelaran- tsaina sy ny famakian- teny , dia manampy ny zaza amin'ny fifantohana ny vaky boky . Boky mahaliana sy antonona am
20/10/2024
Iza ilay maman mila fanampiana ato ? 😅
Midìra MP ary na miantsoa ny 0345853978
22/05/2024
✋✋ TSY RATSY TAIZA AKORY NY ZAZA BE PELIPELIKA✋✋
Marika fa Zaza faly n'y Zaza iray raha Toa ka:
👶Mipelipelika sy tsy mipetraka mihintsy
👶Mandoto sy manakorontana
👶Miresaka sy be imagination
👶Manakotaba ny ao an-trano
👶Mitsambikimbikina
TSIA ✋ atsaharo ny fanaritsiana ireo reny manan-janaka "agité"
✋Atsaharo ny fiantsoana azy ireo "enfant gâté pourri" na " mal élevé"
✋Atsaharo ny manisy "étiquette" hoe "mauvaise mère" an'ireo izay niteraka Zaza miavaka amin'ny anao
✋Ialana tsiny raha manelingelina n'y torimasonareo na ny filaminananareo n'y tabataban'izy ireo👶
👶2-4 taona Dia mbola ao anatin'ny fotoana hamoahany ny maha izy azy
👶Raha forcena hangina, manao croisés les bras izy ireo Dia mety hanimba ny "développement" -ny
👶NA Dia hitanareo Toa tsy mahalala fomba izy ireny Dia tsarovy fa mahay miteny hoe"azafady mama, je t'aime mama" rehefa faly
Mandihy s'y mihirahira rehefa maheno zava-maneno
👶Fomba fanehoan'izy ireo n'y alehelony n'a n'y hatezerany tompoko raha sendra hitanareo mitomany MAFY s'y mandadilady izy ireny rehefa tsy mahazo izay tiany
👶Tsy hoe tsy vitanay akory n'y miteny n'y zanakay fa reraka ny mifamaly amin'izay ireo izahay indraidray ka alehonay manaraka n'y sitrapony
👶Aza mitsaratsara fahatany fa tsy hainareo koa tsinona n'a "autiste" n'a "hyperactif" ilay Zaza
👶Sady anatin'ny "âge de caprice" s'y "âge de découverte" n'y Zaza 2 taona ka hatramin'ny 4 taona🙂
Fee magique ✍️
Nombreux ont demandés quand les cours à domicile se reprennent 🥰🥰
Nous y sommes... Réservez vos séances dès maintenant ❤️❤️
Contact 034 58 539 78
31/03/2024
Passez une bonne fête 🥰
05/01/2024
FOMBA DIMY HANAMPY NY ZAZA AMIN'NY FIFANTOHANA
Mora variana ny zaza; fohy ny faharetan'ny fifantohany amin'ny fanaovana zavatra iray. Misy fiantraikany amin'ny fianarany ny tsy fahampian'ny fifantohany, na any an-dakilasy na ao an- trano.
Inona no anton'io tsy fifantohana eo amin'ny zaza io ?
Mila manaiky aloha isika fa izay mihitsy no maha- zaza ny zaza . Olona tsy manana faharetana izy.
Manamora ny tsy fifantohan'ny zaza ka mahatonga azy ho variana na tahaka ny mpanonofinofy fotsiny ireto zavatra manaraka ireto : ny harerahana, ny hanoanana, ny rarin-tsaina . Tahaka izany koa ny tahotra sy tebiteby.
Miaraka amin'izany dia voalazan'ny mpandinika fa mora mahavariana ny zaza ny fijerena fahitalavitra, ny tabilety sy ny finday.
Inona ary no tokony hatao ?
1. Rehefa mianatra ao an-trano ny zaza, na mamerin- desona na manao enti-mody dia aoka ho efitrano tsotra, tsy ahitana zavatra maro mety hahavariana azy no omena azy: efitrano tsy misy fahitalavitra, na tabilety, na kilalao hafa.
2. Ferana ho zavatra iray ihany no am-panaovina ny zaza ao anatin'ny fotoana iray. Aoka tsy hotenenina aminy indray miaraka ny zavatra samihafa tokony hataony. Ohatra : " Manao enti-mody aloha ianao izao. " ( Fa tsy ampiana hoe : " Rehefa avy eo milalao ." ) Satria tsy andriny sahady ny hilalao.
3. Anaovana tantara ny zaza . Tena tia mihaino tantara mantsy ny zaza. Mitaiza ny zaza amin'ny fifantohana ny tantara . Tantara mahaliana, mahafinaritra, misy lesona ho an'ny zaza no atao.
4. Ampandraisina anjara amin'ny raharaha madinika an- tokantrano ny zaza. Hitan'ny mpikaroka fa mikolokolo ny fifantohan'ny zaza ny fanaovany raharaha kely ao an- dakozia; tahaka izany koa ny fandaminana efitrano. Manazatra ny zaza amin'ny fandraisana andraikitra rahateo izany.
5. Ampirisihana hamaky boky ny zaza. Ankoatran'ny fampivelaran- tsaina sy ny famakian- teny, dia manampy ny zaza amin'ny fifantohana ny vaky boky. Boky mahaliana sy antonona amin'ny taonan'ny zaza no omena azy.
Anko