Je suis sur la liste des interactions hebdomadaires de Bijoux de REVES by Nadia 2.0 et de 4 autres personnes.
Alaiko mg
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Alaiko mg, Antananarivo.
« Achetez ici, rayonnez partout , des prix bas de grands espoirs »
🛍 Vente en détails et en gros 👗👠👜👖👚
__🌸Articles neufs et importés 🌸
🚘Livraison partout à Madagascar
🗽Toujours de nouveautés selon les saisons
🛒commande en mp et WhatsApp
18/06/2026
Na dia efa fety foana aza ny an’i Dada isan’andro dia mendrika ho tolorana fanomezana koa izy ❤️❤️❤️
Mafy koa ny asan’i Dada tsy maintsy mitady vary sy laoka ho an’ny ankohonana isan’andro ao
🦾🦾🦾🦾🦾MAFY BE DADA🦾🦾🦾🦾🦾
Conditions antsika:
👍commentaire oe mafy be i dada
👍efa raim-pianakaviana ianao
👍manao partage amin’ny mur anao
Raha mahatratra tafiakatra 30 followers ny page dia misy loka surprise atao akitsapaka ato.
NB: Rehefa manao ilay partage dia tonga dia atao capture sao tsy hita fa Tatiana izay rehefa Tonga ny fisarihana ka ianao no tsara vintana
🌸🌸Bonne chance papa 🌸🌸
18/06/2026
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Tsara kely e???? 😘😘😘😘😘😘😘😘😘
17/06/2026
Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Mah Yah, Miora Randriatefinirina, Sarobidy Nomeniavo, Nantenaina Raharimalala, Sam Lucia, Jessica La Gyal Jessica, Volasoa Koloina Sarobidy, Diviah Simonia, Nomenjanahary Fredy, Mbolatiana Arivahiny, Gabrielle Manahirana
Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans
17/06/2026
Retour cliente tamin’ilay ensemble sport léopard 😍😍😍😍
Mivoaka tsara ohatran’izao anie oa ny silhouette manao ilay izy e!😍❤️❤️❤️
Merci pour le retour dia faly izahay manome ny tsara sy mora ho anareo hatrany 💐💐💐💐
Mila mafy be ny vehivavy an!!🦾🦾🦾🦾🦾
Raha mbola azo atao dia ataovy daholo ny asa mety atao. Ataovy fianarana izay azonao atao fa tôt ou t**d tsy maintsy misy récompense foana ezaka ataonao👩🎓👩🎓👩🎓👩🎓
Mila mafy isika mba ho fierté ho antsika ka raha sanatria misy problème efa adinonao jiaby satria anao misy préoccupation.
Aza adino koa mikarakara vatana, manao madio tsara fa iny koa anisan’ny mampitombo veleur-nao💐💐💐💐💐💐💐💐💐💐💐💐
Asiana pull kely aloha fa mangatsika e???
17/06/2026
Hello les filles 👋👋👋👋
6 couleurs ou motifs différents ilay kapa antsika ato belle 😍😍😍😍
Tsara loatra qualité sady souple tsara tsy atahorana tapaka an tenatenany🦾🦾🦾🦾
Pointure 35-36
37-38
39-49
Prix : 20.000ar
Mandefa Prix de gros
_🌸🌸🌸articles neufs et importés 🌸🌸🌸_
Aiza ary ra toromaso?? Sao mba hitanareo any reto ny toromasoko fa tsy hitako a!
16/06/2026
Bonsoir daholo les belles.
Ajanontsika amin’ny orange aloha ny mobile money fanaovana paiement ny any amin’ny faritra aloha an!!!
0374848106 au nom de ROVA zio.
Tokana ihany fa sao very vola eo antsika
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the school
Telephone
Website
Address
TANA101