06/06/2026
🇫🇷 LEÇON DE FRANÇAIS
❓ Mbola afangaronao ve ny « depuis » sy ny « il y a » ?
Tandremo fa tsy mitovy izy ireo!
✅ « Depuis » dia ampiasaina rehefa nanomboka tany aloha ny zavatra iray ary mbola mitohy hatramin'izao.
👉 J'apprends le français depuis 2 ans.
(Mianatra frantsay efa 2 taona aho ary mbola mianatra hatramin'izao.)
✅ « Il y a » kosa dia ampiasaina hilazana fotoana efa lasa.
👉 J'ai commencé le français il y a 2 ans.
(Nanomboka nianatra frantsay aho 2 taona lasa izay.)
🎯 Tsotra ny fitadidiana azy :
- Depuis = mbola mitohy.
- Il y a = fotoana efa lasa.
💬 Anjaranao izao!
Manorata fehezanteny iray mampiasa « depuis » na « il y a » ao amin'ny commentaire.
📚 Araho ny pejy raha te hianatra français amin'ny fomba tsotra sy azo ampiharina isan'andro.
06/06/2026
🇫🇷🎒 COURS DE VACANCES – FRANÇAIS PARLÉ 🎒🇫🇷
🔴 Mahatakatra teny frantsay ve ny zanakao nefa mbola sahirana rehefa miteny?
🔴 Menatra sa tsy matoky tena rehefa mila maneho hevitra amin’ny teny frantsay?
Aza avela ho lany fotsiny ny vacances!
Fotoana tsara hanatsarana ny fahaizany miteny sy hampitombo ny fahatokisany tena izao.
👧🧒 Ho an’ny ankizy 4 taona ka hatramin’ny 15 taona
Mandritra ny fiofanana dia hianatra izy ireo:
✅ Hiteny frantsay amim-pahatokisana
✅ Hanankarena voambolana
✅ Hanatsara ny fanononana teny
✅ Haneho hevitra amin’ny fomba voajanahary ✅ Hianatra amin’ny alalan’ny jeux sy activités mahaliana
🎯 Ny tanjonay dia ny hanampy ny ankizy tsy hianatra frantsay fotsiny, fa hahavita hampiasa azy amin’ny fiainana andavanandro.
📅 Rentrée : 23 JUIN
📍 Andavamamba
📞 038 55 000 34
Omeo tombony ny zanakao mandritra ny vacances. Ny fahaizana miteny frantsay dia fanomezana sarobidy ho an’ny hoaviny.
📩 Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana.
06/06/2026
🧠 QUIZ DE FRANÇAIS
Cette question piège même certains francophones !
Saurez-vous repérer la phrase la plus correcte ?
Prenez quelques secondes pour réfléchir avant de répondre.
🎯 Chaque quiz est une occasion d'améliorer votre niveau de français tout en vous amusant.
💬 Quelle est votre réponse ? Écrivez-la dans les commentaires.
06/06/2026
🇫🇷 EXPRESSION DU JOUR
Fantatrao ve ny dikan'ilay fiteny hoe :
👉 « Ça marche » ?
Tena ampiasain'ny Français isan'andro izy io rehefa manaiky zavatra na milaza hoe "d'accord".
📖 Amin'ity lesona ity dia ho hitanao ny tena fampiasana azy sy ireo situations ahafahana mampiasa azy amin'ny resaka andavanandro.
💬 Efa naheno na nampiasa an'io expression io ve ianao ? Zarao amin'ny commentaire.
05/06/2026
🔥 QUIZ DE FRANÇAIS 🔥
Quelle phrase est correcte ?
🔵 A. Je suis habitué de parler français.
🟢 B. Je suis habitué à parler français.
🔴 C. Je suis habitué parler français.
💬 Répondez en commentaire !
🎯 Testez votre niveau de français et défiez vos amis.
⏳ Réponse demain avec explication complète !
05/06/2026
🇫🇷📚 EXPRESSION DU JOUR : « À force de »
Vous entendez souvent cette expression dans les films, les séries ou les conversations en français ?
👉 À force de signifie : « après avoir répété quelque chose de nombreuses fois » ou « à cause d'une répétition constante ».
📌 Exemples :
✅ À force de pratiquer, il parle français couramment.
➡️ Noho ny fanazaran-tena tsy tapaka dia mahay miteny frantsay tsara izy.
✅ À force de travailler, elle a réussi son examen.
➡️ Noho ny asa mafy sy ny faharetana dia nahomby izy.
⚠️ Structure :
À force de + infinitif
🎯 C'est une expression très fréquente pour parler des habitudes, des efforts ou des conséquences d'une action répétée.
💬 Et vous ?
Complétez cette phrase :
👉 « À force de __________, je vais réussir mon objectif. »
Écrivez votre réponse en commentaire 👇
02/06/2026
🇫🇷 COURS DE FRANÇAIS PARLÉ POUR ENFANTS 🇫🇷
🔴 NOUVELLE RENTRÉE : 13 JUIN
🚸 Misy olana ve ny zanakao amin’ny fianarana teny vahiny ?
❌ Tsy sahy miteny
❌ Mora manadino voambolana
❌ Tsy liana amin’ny fianarana
❌ Mahatakatra kely… fa tsy mahay mampiasa
👉 Tsy olana amin’ny fahaiza-manao izany.
Fa olana amin’ny fomba fianarana tsy mety amin’ny ankizy.
💡 Vahaolana ?
Ao aminay, ny ankizy dia mianatra amin’ny fomba:
✅ Mahafinaritra sy mampientanentana
✅ Mifototra amin’ny fitenenana sy fahazarana
✅ Mampivelatra fahatokisan-tena
✅ Mampianatra azy hiteny, fa tsy hianatra fotsiny
🎯 Vokatra: Ankizy mahay miteny, matoky tena, ary tia mianatra!
📅 Misokatra izao ny fisoratana anarana ho an’ny rentrée vaovao!
⚠️ Voafetra ny toerana!
📩 Mandefasa hafatra dieny izao na miantsoa raha mila fanazavana.
29/05/2026
🇫🇷📚 LEÇON DE FRANÇAIS : “AVOIR HÂTE DE…”
⚠️ Expression tena ampiasaina rehefa faly miandry zavatra!
Maro ny mpianatra no te hilaza hoe:
👉 “Tsy andriko…”
👉 “Faly be aho miandry…”
👉 “Manantena fatratra…”
Amin’ny français naturel, ny expression tena ampiasaina dia:
👉 avoir hâte de + infinitif
🔹 Inona no dikan’izany?
👉 tsy mahandry
👉 tena maniry hitranga haingana
📌 Ohatra:
👉 J’ai hâte de te voir.
➡️ Tsy andriko ny hahita anao.
👉 Nous avons hâte de commencer les cours.
➡️ Tsy andrinay ny hanomboka ny cours.
👉 Elle a hâte de partir en vacances.
➡️ Tsy andriny ny handeha vacances.
⚠️ Fahadisoana mahazatra
❌ Je suis hâte…
❌ J’ai hâte que voir…
✅ J’ai hâte de voir…
🎯 Nahoana izy io no ilaina?
Satria tena ampiasaina amin’ny:
🗣️ conversations
💬 messages
🎬 films
❤️ discussions personnelles
💬 Anjaranao izao: Mamoròna fehezanteny iray mampiasa avoir hâte de… 👇