24/05/2026
COURS EN LIGNE
Vonona hianatra Anglais ve ianao? π
Misy vaovao tsara ho anao! Amin'ny Cours Anglais Seven, azonao atao ny mianatra Anglais amin'ny vidiny mora be:
π 30.000 Ar fotsiny β ho an'ny 2 volana! (= 15.000 Ar / volana ihany)
Azonao ny: β
Cours feno 2 volana
grammar, speaking, writing.
β
Mpampianatra mahazo traikefa
β
Corrections individuelles
β
Online!
Toerana voafetra asio message izahay IZAO mba tsy ho very ny anao! ??
24/05/2026
Fantatrareo ve fa ny Anglais dia langue tena ilaina eto ambony tany? π
Amin'izao fotoana izao, ny orinasa rehetra, ny oniversite, ary ny seha-piasa maro dia mitaky ny fahalalana ny fiteny anglisy.
π Karama tsara kokoa π Afaka miresaka amin'ny olona manerantany π Fahalalana sy fahafaha-manao bebe kokoa
Mbola tsy mahay? Tsy misy olana! Eto ny Cours Anglais Seven mba hanampy anao, na online na presential!
Manaraha ny pejy ity mba hahazo lesona vaovao isan'andro! πβ¨
24/05/2026
Aza mandany vola tsy misy dikany fa ianaro Anglais ny volanao.
30.000 Ariary : 2 mois
Dia ho vofehinao ny base ny Anglais.
COURS EN LIGNE SUR WHATSAPP.
23/05/2026
Aza hivy mianatra fa vitanao io.
22/05/2026
Big shout out to my new rising fans! Je Nny
15/05/2026
Salama daholo, mbola tsy tara raha anao Online course ianao.
Contact : 0372981580
WhatsApp : 0377181348