French by Best Languages Center - BLC

French by Best Languages Center - BLC

Share

Apprendre le français peut vous ouvrir d’autres portes dans la vie !

Prochaine rentrée
Cours journalier : 15 juin 2026✨✨
Cours Spécial Samedi : 6 juin 2026 ✨✨

Aza ahemotra ny fahombiazanao 💪⭐

10/06/2026
31/05/2026

dia mirary fety sambatra hoan’ny reny rehetra ✨

28/05/2026

📣 Nouvelle Session – Juin 2026 🎉

😍 Indro indray ny rentrée vaovao, fotoana hanombohana dingana vaovao!

👉 Samedi 06 Juin : Cours spécial samedi 💥
👉 Lundi 15 Juin : Cours journaliers 🤩

🇫🇷 Cours de Français avec Best Languages Center-BLC
French by Best Languages Center - BLC

🗣️ Ny teny frantsay 🇫🇷 dia fitaovana manan-danja hanatsarana ny hoavinao, eto Madagasikara sy maneran-tany 🌍

Fa inona no mahatonga azy ho zava-dehibe amin’izao ?
✅ Ilaina amin’ny sehatry ny asa, administration ary business 💼
✅ Manampy anao hahazo opportunités tsara kokoa sy hiakatra amin’ny carrière 😎
✅ Manokatra lalana ho amin’ny études, bourse ary stage 🎓✈️
✅ Manamora ny fifandraisana amin’ny olona avy amin’ny firenena maro 🌍
✅ Manatsara ny communication-nao isan’andro 🗣️✨

🚀 Ao amin’ny BLC, ianao dia hahazo :
✔️ Fampianarana miompana amin’ny pratique sy fitenenana
✔️ Mpampianatra za-draharaha, akaiky ary manampy anao hatrany
✔️ Support complet (boky + vidéo) omena maimaim-poana
✔️ Programme mifanaraka amin’ny niveau sy tanjonao 👍

⚠️ Voafetra ny toerana : 15 olona isaky ny classe !

👉 Aza miandry ela, misorata anarana dieny izao 🤩

📍 Toerana : Analakely Ambodifilao
(ambadiky ny Lycée J.J. Rabearivelo)

📞 Contact :
☎️ 038 13 256 64
☎️ 038 69 554 01

✨ Avec BLC, maîtrisez le français et ouvrez les portes de votre avenir !

⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️

Photos from Best Languages Center-BLC's post 15/05/2026
13/05/2026

Tsy miandry firy volana vao miresaka fa tonga de miresaka ianareo na vao niveau débutant ato amin’ny Best Languages Center-BLC ianareo 😎🇫🇷🇫🇷

Apprenez facilement avec nous au
Merci à notre professeure de français madame Sedera ✨✅

⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Analakely
Antananarivo
101