16/05/2026
🎹 PEDAL SUSTAIN AVEC POLARITÉ 🎹
Mitady pedal sustain tsara ho an’ny clavier na piano électronique ve ianao?
Ity no vahaolana mety aminao ✅
✔ Compatible amin’ny:
Yamaha
Casio
Korg
Roland
✔ Avec switch polarité
✔ Feo madio sy sustain matanjaka
✔ Mora ampiasaina
✔ Kalitao tsara
🎶 Tsara ho an’ny:
mpitendry clavier
église
studio
apprentissage piano
📍Disponible izao
📞 Contact: 034 93 012 30
💰 Prix: 45000ar
04/04/2022
Manofy aloha vao manatanteraka 😍
Achieving after Dreaming
14/03/2022
Efa misy en salle eto Antsirabe .
Contact 0349301230
10/05/2021
Tsy mifidy na kely na lehibe, na lahy na vavy.
Mp avy hatrany fa voavaly avy hatrany ianao anatin'ny fotoana fohy
06/05/2021
TE HAHAY VE IANAO?
Efa mba nanana faniriana toa anao aho taloha.
Ary nanomboka nianatra aho fa tsy naniry fotsiny,
Nandany fotoana
Nandany hery
Nandany vola
Ankehitriny mba manan-kolazaina aminao aho.
ary fa anampy anao aho
Antso mivantana #0349301230
04/05/2021
Mirary erin'Andro vaovao omban'ny fitahian-janahary antsika tsiraitay avy.
Manana tolotra fampianarana an-tserasera izahay na FORMATION en LIGNE
manasa anao hitsidika any anaty HAFATRA MIAFINA na ny MP avy hatrany raha mila fanazavana fanampiny.
Tsy mifidy sokajin'olo, taona,
fa rehefa ❤tinao❤ dia hainao io
tsotra kely ny fomba hahatanterahan'izany fianarana izany fa manasa anao andefa hafatra miafina.
"Ny talenta tsy miseho raha tsy trandrahana"