Maniry fianarana matotra sy manaraka fenitra? Tongava ao amin’ny Lycée Privé CPE Majunga! 🔹 Kilasy misokatra: Second - Première - Terminale 🔹 Fampianarana mivoatra sy manara-penitra 📞 Antsoy izahay amin'ny 034 46 160 46
Sekoly hanofanana tanora ho matianina eo amin'ny sehatra ny famoronana asa. Fianarana 3 volana hanova ny fiainanao.