Mandritra izany fotoana izany dia mitohy ihany ny fandraisana mpianatra ho an'ny taona ho avy. Tandremo ary sao variana
7 sisa ny toerana misy hoan'ny "level 3" miakatra raha hianatra ๐น๐นAlarobia.
VoaTsara
VoaTsara is a part of Anglican music institute or AMI. We believe that music and arts help in kids development and should take an important place in education.
if you are school or looking for Individual music lessons...
Join us to develop your skills
Hifarana tanteraka amin'ity erinandro ity ny taom-pianarana 2025-2026 eto anivon'ny VoaTsara. Toy ny isan-taona dia ny Kilonga Choir no hamarana azy ny Sabotsy izao @ 2h30. Mialohan'izay anefa dia ny maraina manomboka amin'ny 9ora no hanatanteraka ny seho fankasitrahana " Gratitute concert" ny VoaTsara Tana. Ety amin'ny sekoly ihany. Fotoana iray hahatsiarovana ireo fotoana lehibe nandritry ny taona sy hankasitrahana ny Tompo noho izany rehetra izany. Handray vahiny izahay amin'izany. Manasa anao amin'ireo seho 2 ireo izahay raha liana ny hahafantatra be be kokoa momba ny sekoly ianao.
Ity Hira ity kosa no entin'ny VoaTsara rehetra mankasitraka sy mirary soa ny ray aman-dreny rehetra, ny mpampianatra rehetra, isika tonga nanotrona tamin'ny Alahady teo ary indrindra ireo zoky ao amin'ny Anglican Music Institute.
Kusimama - Jim Papoulis - Kilonga Choir
11/06/2026
Sambany ho hita ao anaty seho iray ny fikasana, ny fanombohana ary ny tanjona ๐ฅณ
"๐๐ข๐ง๐ ๐ญ๐จ ๐๐ข๐ฆ ๐ ๐ง๐๐ฐ ๐ฌ๐จ๐ง๐ ; ๐๐ฅ๐๐ฒ ๐ฌ๐ค๐ข๐ฅ๐ฅ๐๐ฎ๐ฅ๐ฅ๐ฒ ๐ฐ๐ข๐ญ๐ก ๐ ๐ฌ๐ก๐จ๐ฎ๐ญ ๐จ๐ ๐ฃ๐จ๐ฒ."๐๐ฌ๐๐ฅ๐ฆ ๐๐.๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐
๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐
๐
๐๐๐ถ๐ฝ๐ถ๐น๐ ๐ฃ๐ฆ ๐ฅ๐๐๐ถ ๐ค๐ข๐ค๐จ
โฐ๐ฅ ๐๐๐ถ ๐๐๐๐ถ๐๐ถ๐๐น๐๐
๐๐ธ๐ธ๐ ๐ฎ๐ถ๐๐๐ถ ๐ฟ๐ถ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ท๐๐ฝ๐พ๐๐ถ๐๐๐๐
๐๐๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐จ๐ณ๐ข๐ค๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐จ๐๐ง๐๐ซ๐๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ง๐๐ค๐๐ฏ๐ข๐๐ฆ-๐๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐.
๐๐ค๐ฃ๐๐๐ซ๐ ๐ข๐๐ง๐ค ๐๐ง๐ฎ ๐ค
09/06/2026
โจ SPONSOR du SALON ENFANCE ET รDUCATION 2026 โจ
International School of Madagascar (ISM) est un รฉtablissement scolaire international basรฉ ร Antananarivo, offrant un enseignement de qualitรฉ basรฉ sur le programme britannique Pearson Edexcel, de la maternelle au secondaire.
Lโรฉcole propose un environnement multiculturel, un enseignement principalement en anglais, et favorise lโouverture au monde, la crรฉativitรฉ et lโexcellence acadรฉmique.
En tant que sponsor du Salon de lโEnfance et de lโรducation, ISM rรฉaffirme son engagement pour une รฉducation moderne, inclusive et tournรฉe vers lโavenir des enfants ร Madagascar.
๐ 032 39 553 30
๐ซ Ambatolampy Ambohibao Antananarivo
๐ถ๐ต๐ฒ๐ฒ๐
03/06/2026
"๐๐บ ๐๐๐ซ๐๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค ๐ฅ๐ช๐ข ๐ต๐ข๐ณ๐ข๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ช๐ป๐ข-๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฏ'๐๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ข๐ฎ๐ข๐ฏ๐ช๐ต๐ณ๐ข. ๐๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ง๐ฐ๐ฏ'๐ช๐ป๐ข๐ฏ๐บ ๐ฏ๐ฐ๐ง๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฏ๐ช๐ฏ๐บ ๐ข๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฆ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ฏ๐บ ๐ช๐ด๐ช๐ฌ๐ข."
โ ๐๐ณ๐ข๐ฏ๐ค๐ช๐ด ๐๐ค๐ฉ๐ข๐ฆ๐ง๐ง๐ฆ๐ณ
21/05/2026
Sing to him a new song;
play skillfully, and shout for joy.
Psalms33.3
Breaking news!!
Enrollment is officially open!!
You can start to secure your admission into the major you are interested in.
Be part of the fun and live your passion.
For additional information: 0385909269/0340662201
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Ambatolampy
101