Kainos'Art School

Kainos'Art School

Share

" Formation en Maroquinerie"
****" Poketra, Kitapo, Sakôsy "****

Photos from Kainos'Art School's post 21/10/2023

EFA TSY NOFY INTSONY !
(Pour Toamasina/Madagascar).

🤝-3 Andro monja nonombohana d'efa Nahavoazaitra ny sac en Bandoulière sahady !

Mbola mitohy 2

➡️Formation sur la Maroquinerie
" Cours de bases/Les étapes de Fabrication des Sacs"

(Session du 09-10-11-12-13-14 octobre 2023)

✔️-Na dia tsy mahalala izay kely indrindra Zaitra aza ianao, dia Afaka ny hahay sy hifehy ny Zaitra Kitapo, Sakôsy, Poketra.. raha tena tianao izany, manomboka Miofana miaraka .

✔️- Ny Mpampiofana azo antoka traikefa asa Tanana.

Contact: Mr Mahefa Kainos'Art 0343837110

-Formation Professionnel en Maroquinerie/ Cours Particuliers /Renforcement des compétences des personnels Maroquiniers/ Processus de Fabrication des Sacs/ Création d'Entreprises/

Photos from Kainos'Art School's post 28/09/2023

"De l'avant ! "
...Mitohy hatrany ny Formation, araka ny fangatahan'ireo efa ""Sur le point de Démarrer son Entreprise en Maroquinerie "".

(Partie 2, en Formation Maroquinerie)

☝️-Izay mangetaheta ihany, ka mangataka no omeo ho sotroiny !

- Fotoana izay azonao antoka fa ho tonga famelomana aina ireo natolotrao.

- Fotoana izay dia hisy fiatraikany ny HETSIKA ataonao .

- Fotoana izay hody ventiny ny rano natsakainao.

- Fotoana izay dia ho lasa réalité ilay Nofinofy.
...............................
✔️-Formation pour les Particuliers ou Entreprises en Maroquinerie.
-Cours de base et Initiation.
-Cours de perfectionnement.
..............................
Contact: +261343837110
"Kainos'Art" , Manao asa Kanto, Tsy handiso Fanantenana anao.

Photos from Kainos'Art School's post 24/09/2023

Session 21-22-23 Sept 2023
.....Promotion "4G".....
"Formation Maroquinerie"
(Initiation et Perfectionnement à la Fabrication des
Sacs....)

...Partie N°1...

➡️Jour 1: Découvrir et Manipuler les outils indispensables à la Fabrication des Sacs.

➡️Jour 2: Conception et Procéder des étapes de Fabrications.

➡️Jour 3: Initiation aux techniques de bases à la maroquinerie.

🤝 -À la prochaine session et Bonne continuation aux apprenants !

""Kainos'Art ", Manao asa Kanto, Tsy handiso Fanantenana anao.

☎️+261343837110.

27/05/2023

*******Promotion*******
💝Cadeaux Fête des Mères💝
(Rombao ny anjaranao ary ! )
**FORMATION MAROQUINERIE**
Bonus cadeau: FORMATION "VENTE EN LIGNE" ** (sur le marché Mondial des Artisanats)
Izao ary:
✍️-ireo 70 Voasoratra anarana voalohany Dia 50% sisa ny Frais de formation aloany.

👍-ireo 12 Manana vokatra Tsara INDRINDRA (qualité de finition et design.) "sortie de promotion" Dia averina 100% ireo "Frais de formation " naloany.

☝️-ireo 12 ireo Dia raisina ho "Mpiara Miasa matianina" (partenaire producteur des MAROQUINERIES) vokatra amidy makany ivelany, Raha tiany anefa.

💝👍-ireo 3 tsara vintana (Atao atsapaka ireo 12) dia Mahazo Formation/Encadrement sur le "Vente en ligne" (e-commerce) sur le marché Mondial des Artisanats. "GRATUIT". Afahany mivarotra MIVANTANA sy mandefa ny entany makany ivelany.

-Mp ny Inscription na Antsoy Mr. Mahefa 0343837110

******Promotion/ Cadeaux valables jusqu'au 26 juin 2023.*******

"Kainos'Art", Manao asa Kanto, Tsy Handiso Fanantenana anao.

25/05/2023

FANOMEZANA TSARA HANAMPY ANAO !

-Be ireo Mba nahay zavatra teto , fa sahirankirana ihany....Aiza no Lalam-barotra e? Mahakivy Ihany indraindray ho an'ny Mpanao asa Tanana....

-Nitombaka LOATRA taty ny vita VAHINY Mora vidy sy ny friperie.....Sa Tsy izany?
( Jalin'ny Mpanao asa Tanana izany.....)

👍-VAHAOLANA SÛR ITO, NO ATOLOTRA ANAO.

👉-NDAO ISIKA NO HIVAROTRA MIVOAKA AN'I Madagascar INDRAY E. Ho any tontolo izao.
ahoana hoy ianao MPANAO ASA TANANA NA IZAY TE HISEHATRA TANANA?

👍-MISY "AVENIR" ARY SAROBIDY NY FORMATION VITAINAO MIARAKA FA TSY MIOFANA FAHATANITANY AKORY. )

☝️- Izao Ary: AORIAN'NY FORMATION MAROQUINERIE (Fiofanana Manjaitra Poketra, Kitapo, Sakôsy....) Ataonao miaraka Dia:

- OMENA FORMATION ianao momban'ny
" VENTE EN LIGNE ",(Market place et e-commerce) sur le Marché Mondial.

(Tsy vente en ligne sur Facebook toy ireny fahitanao ireny akory izany.....)

☝️- Azonao Atao mihitsy ny hoe: TONGA DIA CLIENT IVELAN'NY Madagascar no Cible-nao. ( Atoro anao hoe inona avy no atao Rehetra ).

...ZARAIKO NY " TOP " fa ASANAO NY SISA.....

- Miantsoa ny 0343837110 (Mr Mahefa Kainos'Art) Raha liana ianao na Mila Fanazavana fanampiny.

☝️- " Kainos'Art", Manao asa Kanto, Tsy Handiso Fanantenana anao.

Photos from Kainos'Art School's post 20/05/2023

VAKY LÔVY HOY ISIKA IZAY....!

Isaorana ireo namaly ny antso, Hisy vokatra atsy ho atsy ho hitanao !
( MAROQUINERIE).
👍-Tontosa niaraka t@ Ireto Tanoran' Ambatondrazaka :

🤝-"Prise de Contact avec les apprenants", Exposée des Objectifs du Formation Maroquinerie avec "Kainos'Art".
👜- "Début de cours (Théorique) d'Initiation à la Couture des Sacs (Types et Méthodes de couture pour Coudre les Cuirs, Le Choix de bonnes pointes d'aiguilles pour Façonner le cuir)......(à suivre).
☝️-Mbola miandry hatrany ireo te Hiaraka Hanao Fiaingana vaovao IZAHAY.
👉-Ny Sabotsy 27 MAI 2023 ho avy Izao ny tohiny..... 30 Maraina.....

👍-Miavaka ny Formation satria AO ANATY TSIKITSIKY SY "BONNE AMBIANCE" ny Fifampizarana !

"KAINOS'ART", Manao asa Kanto, Tsy handiso fanantenana anao !

Formateur ; Mahefa Kainos'Art

Want your school to be the top-listed School/college in Ambatondrazaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ambatondrazaka
503