Aok'izay ilay hoe "Tsy mahay miteny anglisy aho."
Fa rehefa misy hoe "Free WiFi" dia vakinao tsy misy diso. 😂
No NO NO!!!❌❌
Part-Time English Courses - PTEC
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Part-Time English Courses - PTEC, Education, Analamahitsy.
👥 Apprendre l’anglais, c’est pour tous
🎯 Cours adaptés à tous âges et niveaux
🚀 Méthodes innovantes
🔥 Profs passionnés
✨ Chaque leçon, une expérience enrichissante
🏆 Votre réussite, notre priorité
17/06/2026
TO BRING sa TO TAKE? HAINAO VE?🙃🤔
✅ 1. TO BRING = mitondra zavatra mankany amin’ny toerana misy ny mpiteny na toerana kendrena
/ BRING dia rehefa mitondra zavatra mankany amin’ny olona iray na toerana iray ianao.
Examples:
Please bring your book to class tomorrow.
/ Ento any am-pianarana rahampitso ny bokinao.
Can you bring me a glass of water?
/ Afaka mitondra rano iray vera ho ahy ve ianao?
👉 BRING = mitondra mankany amin’ny olona na toerana iray.
✅ 2. TO TAKE = mitondra zavatra miala amin’ny toerana misy anao mankany amin’ny toerana hafa
/ TAKE dia rehefa mitondra zavatra hiala amin’ny toerana iray mankany amin’ny toerana hafa ianao.
Examples:
Please take this letter to the post office.
/ Ento any amin’ny paositra ity taratasy ity.
He took his bag to school.
/ Nentiny tany an-tsekoly ny kitapony.
👉 TAKE = mitondra miala eto mankany amin’ny toerana hafa.
📝 BRING vs TAKE (famaritana tsotra)
BRING = mitondra mankaty na mankany amin’ny toerana kendrena.
TAKE = mitondra miala eto na mankany amin’ny toerana hafa.
Examples:
❌ Take me a glass of water. → ✔ Bring me a glass of water.
❌ Bring this package to the airport. → ✔ Take this package to the airport.
🎯 Quick test kely ary e!
1-Can you ___ me my phone, please?
2-I need to ___ these documents to the office.
3-Don't forget to ___ your homework to class tomorrow.
4-He will ___ his clothes to the laundry.
15/06/2026
BONNE SEMAINE HO ANTSIKA REHETRA!!!🥰🥰
P.S: Aza adino ny mianatra anglais an!😉
12/06/2026
FEO 3 MITOVY FA SAMY HAFA HEVITRA!
✔️Knot
✔️Not
✔️Naught
Efa nisy nampiasainao ve?🫵🤔
10/06/2026
❌AZA DIA ATAO AMBANIN-JAVATRA NY PRONUNCIATION❌
Itanao, toy ny miteny malagasy ihany io✅
Samy hafa ny "lalana" sy ny "lalàna" ary toy izany koa ny teny anglisy, mety misy teny iray manana feo 2 ihany koa toy ny hoe "the address/to address"izao.
👉Ilaina izany ny mianatra sy mampitombo ny fahaizana hatrany😉
09/06/2026
INONA ARY IZAY MAHALALA OHHH???🤭
Tsy mangala-tahaka an!🤐
Gooooo!!🥳
03/06/2026
RAHA EFA N-STRESS IANAO DIA.....❌❌
Mety efa nisy "COLLYWOBBLES" izany ianao!
✅Inona izany==> Kibo mangotika rehefa mitaintaina sy voan'ny rarintsaina e!
✅Izao ary an! Ampiasao io teny io rehefa misy fotoana voan'io ianao, mety hiala ho azy ny stress!!😁😉
01/06/2026
🤗MBA SAMY MAMALY ARY HOEEE!!!
Ny anay izao "To see students excelling in their English learning!"😊
Ary ny anao ahoana?🧐😊
29/05/2026
ALEFASO ARY RAHA TENA ENJANA IANAO!!!⚡️⚡️🔥
Izahay izao mahita :
✅Slang
✅Stand
---etc
Ary ianao? Inona no hitanao??😊
Alefaso ary e! GOOOOOO!!!!😁🏃➡️
27/05/2026
STOP SAYING VERY SMALL==> SAY THESE🥰🥰
Zatra foana isika miteny hoe very small kanefa fantatrao ve fa araka ny hakelin'ilay zavatra dia misy teny hilazana azy mazava kokoa.
👉Ireo amin'ny sary ireo ny karazany kely mankany amin'ny bitika indrindra
Have a nice day!🍀🍀
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Address
Analamahitsy