Fampianarana Misy Fiantraikany 034 40 134 34

Fampianarana Misy Fiantraikany 034 40 134 34

Share

๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜Formation, module 1๐Ÿ” (5000Ar) fotsiny, ๐Ÿ’ฅOui 5000Ar fotsiny ny module 1๐Ÿž Mpampianatra efa manana experience ny tenako

27/06/2026

mitady commercial sur terrain tonga dia miasa avy hatrany @ alatsinainy izao mitso raha vonona 300000ar ny karama 0344013434

25/06/2026

aiza daholo isika mitady asa tsotra ny asa atolotray anao nefa 300000ar ny karama (commercial sur terrain) iazakzao haingana ary tonga dia miatso fa hamalt anao izahay 0344013434

24/06/2026

mitady commercial sur terrain efa zatra karama 300000ar vao manomboka izay 4 mi1ntso voalohany na mandefa mp no voaray tongava haingana raha vonona fa tena mora be io asa io 0344013434

23/06/2026

mitady commercial sur terrain 300000ar ny karama miantso raha vonona 0344013434

23/06/2026

mitady commercial na lehilahy na vehivavy izay liana ,mazoto tsara tsy menamenatra raha mety aminao dia miantso avy hatrany fa 4 ihany no ilaina 300000ar ny karama vao manomboka

23/06/2026

mitady maika olona hiasa hivarotra boky tonga dia manomboka raha vao tonga aty karama tena tsara mety na lehilahy na vehivavy matotra tsara tonga dia miantso raha vonona fa androany ka hatraminy alatsinainy izao no farany andraisana anao atsoy haingana ary sao tara ianao 0344013434

Photos from Fampianarana Misy Fiantraikany 034 40 134 34's post 10/03/2026

๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ผ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜†๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜

๐—ฅ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ:

๐—”๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐Ÿฅณโค๏ธ

Misokatra isan'andro izahay (lundi au samedi)๐Ÿ“๐Ÿฅฐ
Ho anao izay te hianatra sy te hahafehy momban'ny sakafo matianina na koa te hampitombo ny traikefa efa ananana๐Ÿ˜š๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ

Natao ho anao indrindra ity fampiofanana ity satria dia:
โœ… Ianao no misafidy izay tianao hianarana
โœ… Tsy miantoka ingrรฉdients ianao
โœ… Tsy manoratra intsony fa tonga dia pratique 100%๐Ÿฅฐ

Marihana fa:
โŒTsy misy รฉcolage

Fandraisana anjara:
โค๏ธ5.000ar hividianana ingrรฉdients hanaovana pratique
โค๏ธ5.000ar vidiny boky satria tsy manoratra intsony fa Tonga dia pratique no hataonao (misy recette maro be ao anaty boky iray)

Tongava mianatra fa fotoanany izao๐Ÿฅฐ
Na hanao fitadiavam-bola hivarotra:
๐†๐จ๐ฎ๐ญ๐ž๐ซ'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š, ๐ก๐š๐ง๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ ๐š๐ซ๐ ๐จ๐ญ๐ž, ๐ญ๐ž ๐ก๐จ ๐ฅ๐š๐ฌ๐š ๐ญ๐ซ๐š๐ข๐ญ๐ž๐ฎ๐ซ, ๐ง๐š ๐ญ๐ž ๐ก๐จ ๐ฅ๐š๐ฌ๐š ๐œ๐ก๐ž๐Ÿ ๐œ๐ฎ๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ข๐ž๐ซ dia tongava fa afaka mampianatra anao izahay๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฏ

๐“๐จ๐ž๐ซ๐š๐ง๐š: Ankazomanga eo @ Catholique Tsaramasay dia eo miantso tompoko๐Ÿฅฐ
Contact:034 40 134 34

N.b: recette commercial daholo no ampianarinay anaoโค๏ธ

08/03/2026

Izahay ekipa ato @ fampianarana misy fiatraikany Ankazomanga dia Mirary fety finaritra ho an'ny vehivavy rehetra manerana n'y Nosy indrindra inarao mpanaraka n'y pejy๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

07/03/2026

Izahay ekipan'ny fampianarana misy fiatrainkany Ankazomanga dia mirary faran'ny herinandro feno fifaliana sy fahombiazana ho anao๐Ÿฅฐ

Want your school to be the top-listed School/college in Ankazomanga?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ankazomanga
101