19/06/2026
🎸Raha mbola ankizy koa aloha izay efa nampianariko mozika izay an🎹
Na za ary angamba mety efa tsy mahatadidy intsony mihitsy fa tena maro eh.
Faly foana aho mizara izay mba haiko aminareo.😊
Collège Privé Candide Anosizato
17/06/2026
🎸MILALAO SADY MIANATRA MOZIKA🎹
15/06/2026
🎸Anisany mpianatra tena mora nampianarina ry zareo tao amin'ny Collège Privé Candide Anosizato ireto❤🎹
Mankasitraka ny amin'ny fahatokisana anay hampianatra mozika ny zanatsika.🙏🙏
09/06/2026
🎸Iza no tianao kokoa amin'ireto?🎹
03/06/2026
🎸MILALAO SADY MIANATRA MOZIKA🎹
01/06/2026
🎸Ho hainao foana io mitendry io fa mazotoa mamerina isan'andro na dia 15min monja aza💪🎹