22/06/2026
Mbola nandany an'ireto omaly dia adino niarahaba e ! 🙂 mirary soa hoantsika ray rehetra e. ho ambinina hatrany amzay atao rehetra 🙏
Nous aidons les créateurs, entrepreneurs et futurs CM à développer leur présence digitale avec stratégie.
22/06/2026
Mbola nandany an'ireto omaly dia adino niarahaba e ! 🙂 mirary soa hoantsika ray rehetra e. ho ambinina hatrany amzay atao rehetra 🙏
🚀 Mila outils premium nefa tsy te handoa abonnement lafo isam-bolana ?
Ato amin'ny TAFA DIGITAL 2.0, mahazo accès amin'ireo outils sy plateformes premium tena ilainao ianao :
✨ ChatGPT Plus
✨ Perplexity Pro
✨ Google AI Pro
✨ Canva Pro
✨ CapCut Pro
✨ Cursor Pro
✨ Netflix
✨ Spotify Premium
✨ VPN Premium
..sy maro hafa.
⚡ Livraison rapide
🔒 Offre personnelle na partagée arakaraka ny abonnement
📩 Alefaso MP raha mila détail na commande.
Piraté ve ny page-nao ? Aza maika hanao erreur mety hampavery azy tanteraka.
Amin’ity tuto ity dia hasehoko anao tsikelikely ny dingana tokony hatao rehefa misy naka na niditra tsy ara-dalàna tamin’ny page-nao.
Araho hatramin’ny farany, fa mety hanampy sy hamonjy ny page-nao amin'ny fotoana tsy hampoizina ity.
Commente “PAGE” raha mila checklist sécurité page Facebook ianao.
🔹 Partie 11 : Tsy Facebook no mandany ny volanao … fa tsy ampy fiomanana mialoha ny pejinao.
🔸 Maro no manao boost dia mieritreritra hoe:
“Rehefa mandoa aho dia tokony tonga maro ihany koa ny client.”
✅ Tadidio anefa fa tsy ny boost no ratsy, fa ny préparation alohan’ny boost no tsy ampy.
💬 Commente BOOST raha mila paik'ady isanandro mahakasika ny fitantanana pejy ianao
👇 Alefako anaty commentaire ny partie 10 midina izay efa nozaraiko teto
04/06/2026
💬 Mety Ohatrinona marina tokoa mo izany no tokony ho karaman’ny Community Manager e 🤔🤔🤔 ?
Tsara fipetraka be Ilay Fanontaniana., satria maro no mbola mieritreritra hoe rehefa “CM” dia mitovy daholo ny karama.
Fa ny tena marina, tsy ny anarana hoe Community Manager irery no mamaritra ny vidinao.
🎯 Ny tena mamaritra azy dia ny valeur entinao, mitondra fiantraikany mafy ve ianao Raha mitantana page iray.
Misy olona manao CM, dia mieritreritra hoe rehefa mahavita an'ireto tanisaiko ireto dia milamina ny asa :
✅ publier fotsiny
✅ mamaly commentaire
✅ mizara sary
✅ miandry instruction foana vao manomboka, tsy mahaleo tena.
Mazava ho azy, rehefa izay ihany no talentanao dia mora amin'ny orinasa iray ny manolo anao na tsy misalasala izy manamaivana anao sy ny karamanao 🙂
Fa hafa mihitsy ny CM izay mitondra fiantraikany eo anivon'ny orinasa iray.
🚀 Tsarovy fona ary fa ny CM iray dia tena mitondra valeur :
✅ mahay mametraka stratégie mahomby
✅ mahay mamorona contenu mahasarika
✅ mahay mamaly client amin’ny fomba professionnel
✅ mahay mamadika message tsotra ho lasa vente
✅ mahay mijery statistique dia manatsara ny zavatra tsy mandeha
✅ mahay mampivoatra business iray mba hiroborobo fatratra.
Lasa olona mpitondra valeur amin’ilay business ianao.
💡Ary ity no tena tadidio : amin’ny maha CM anao, ny tenanao aloha no amidinao voalohany.
Ny fomba firesakao, manao ahona ny fahamatoranao, ny présentation-nao, ny fomba hamalianao client, ny contenu avoakanao, ary ny valeur asehonao — ireo rehetra ireo no mahatonga olona hatoky anao na tsia.
💡 Ary rehefa manana an'izay valeur izay ianao, dia tsy voatery hiandry olona hilaza hoe “izao no tokony ho karamanao”.
👉 Ianao ihany dia afaka mamaritra ny taux horaire-nao, ny tarif-nao, ary ny valeur tokony hifanaraka@ karamanao sy ny asanao.
Mazava ho azy, mila porofoina amin’ny compétence, résultat, fahamatorana ary qualité de travail izany.
Ka tsy tokony hanontany intsony ianao hoe :
❌ “Ohatrinona tokoa ary ny karaman’ny CM intermédiaire e 🙂 ?”
Fa tokony hahay hamaly ity fanontaniana ity hoe :
✅ “Inona tokoa ary ny tena valeur azoko entina amin’ny page na business tantanako ?”
Satria amin’ny marché ankehitriny, izay mahay mitondra résultat, rapide, manana traikefa ary mahay mampihatra stratégie no tena tadiavina.
📌 Hitodika hoanareo mpanaraka ny formation CM Master TAFA aho androany hoe aza Mbola mifantoka amin’ny karama fotsiny aloha fa Mifantoha amin’ny ireto liste manaraka ireto : (Mbola hianarantsika be be kokoa ity anaty mindset an'izany CM Master TAFA izany.)
🔹 fahaizana
🔹 pratique
🔹 stratégie
🔹 communication
🔹 vente
🔹 gestion client
🔹 analyse sy reporting
Rehefa miakatra ireo, manaraka ho azy ny valeur-nao.
📌 Ny fehiny izany dia ny CM tsy hoe manao publication fotsiny ihany fa kosa manampy marque iray ho hitan'ny olona maro, hatokisana, hifandray amin’ny client ary hitombo hatrany hatrany.
🎯 Tsy Mbola tara akory ianao Raha izao vao te handalina an'izany Community manager izany fa tapeo anaty commentaire fotsiny hoe CM MASTER TAFA dia omeko anao ny détails rehetra mahakasika io formation complète io.
Ao no hianarantsika tsikelikely :
✅ stratégie
✅ création de contenu
✅ gestion page
✅ psychologie client
✅ prospection
✅ reporting
✅ fomba hananganana valeur-nao amin’ny maha Community Manager anao
✅ Sy ny bonus maro samihafa
💬 Averiko indray hoe Manorata CM MASTER TAFA ao amin’ny commentaire raha liana ianao.
fans
03/06/2026
Efa disponible ny module 3 androany hoan'ireo izay nanaraka programme CM Master TAFA o !
Afaka miditra mp izay liana ka Mbola te hisoratra anarana fa Mbola tsy tara ianao na tapeo fotsiny hoe CM Master TAFA Raha Liana ianao dia omeko ny détails rehetra...