11/06/2026
🔅Fintina an-tsary nandritrin'ny formation tato Work Mada sy ny après formation pour la nouvelle vague🥰
📌Photos 1: Poste photos tao ampianarana
📌Photos 2-3: Simulation d'entretien
📌Photos 4: Remise de certificat professionnel
📌Photos 5: Fanaterana ireo ankizy hipostule any amin'ireo société partenairenay amin'ny sehatry ny Call Center,
👉 Marihina hatrany fa misy foana ny test sy ny préparation mialoha atao tsirairay alohany hanao ilay entretien mba afahanizy ireo hivonona tsara ho tampoka rehetra.🤗
🌐 Ankasitrahina sy isaorana hatrany ireo société rehetra miara-miasa aminay amin'ny fandraisana ireo ankizy.
🔊 Rentrée manaraka :
⏰️Lundi 15 Juin 2026 (9h_13h)
⏰️Lundi 22 Juin 2026 (9h_13h)
🎯 Frais de formation :30.000ar
✔️Droit d'inscription : 10.000ar
✔️Écolage: 20.000ar
N.B: Ireo ihany ny vola aloa hoan'ny formation manontolo dia ampy hanampy anao ahatafidiranao miasa.
📢Efa mihoatran'ny 5.000 ny mpianatra nampiofaninay ary efa nahazo asa daholo ny ankamaroany.
✨️Ton avenir est ici, n’hésite plus⏳️, relève-toi et allons saisir cette opportunité.!!✨️
🏫 Lieu: Anjanahary, route vers mascar
📞 Contact: 034.32.028.08
CALL CENTER
CALL CENTER
02/06/2026
🟡🔴⚫️RECRUTEMENT SMMEC🟡🔴⚫️
✅Intégrez une équipe jeune et dynamique au sein d’un environnement stimulant et en constante évolution.
👉UN(E) CAISSIER(ERE) (Réf. CASH ANJ-0626)
👉CONSEILLER CLIENTÈLE (CCL) (Réf. CCL-ANJ-0626)
NB : Description du poste dans chaque photo !
Les dossiers (lettre de motivation, curriculum vitae avec personne de référence, copies certifiées des diplômes) doivent être déposés, au plus t**d le 14 juin 2026 à 16 heures, sous pli fermé à l’attention de:
« Monsieur le Directeur Général de la SMMEC »
« Référence du poste»
✅Au bureau de la SMMEC - Lot II Y 33 N Ampasanimalo – Rue Charles de Gaulle
✅Ou au Bureau de la SMMEC Toamasina Ambolomadinika
✅ou au « [email protected] », en objet du mail la référence du poste
Alors à vos candidatures 🟡🔴⚫️
"VOLA TSARA TANTANA, HOAVY MILAMINA" 🟡🔴⚫️
Site web : https://www.smmec.mg/
20/05/2026
🔥Mitady asa ve ianao? Ity no mety ho “chance”-nao! 🔥
Tsy mahatsikaritra ve ianao fa maro ny recrutement nefa mbola betsaka no tsy an'asa ? 🤔
👉 Ny antony lehibe: tsy ampy préparation, torolalana sy compétences mifanaraka amin’ny asa izay tiana ny ankabeazany tanora.
💡 Vahaolana? Mianara mampitombo izay efa anananao rehetra ary aza kivy echec diavinao anio.
🎯 Formation CALL CENTER miaraka amin’ny Hello Work Mada.
✅ Mampianatra anao ny sehatrin'ny call center
✅ Manampy anao @ fitadiavana asa
✅ Mampianatra anao ny développement personnel.
🎓Vita formation:
💥 Mahazo attestation professionnel
💥 Possibilité d'embauche amin'ireo sociétés partenaires
💥 Misy foana ny suivi na dia efa tafiditra miasa aza ianao
👥 Betsaka no efa nahazo fiofanana tato aminay ary ny ankamaroany dia efa miasa avokoa!
👉 Anjaranao indray ary izao eh 😉
💰 Saram-piofanana natao zakan'ny maro:
🎀 Droit d'inscription: 10.000 Ar
🎀 Écolage: 20.000 Ar
⏳ 1 herinandro ihany ny fiofanana
📖 Mahazo boky gratuitement ny mpianatra tsirairay.
⚠️ Toerana voafetra: 15 ihany no azonay raisina!
📞 Contact: 034 32 028 08 / 034 39 504 93
📩 Mandefasa MP avy hatrany raha liana ianao !
🔥 🔥
14/05/2026
Vous avez le sens du coaching et maîtrisez parfaitement le Français et l’Anglais ? Vivetic Group recherche son futur talent pour accompagner ses équipes.
Ne cherchez plus votre prochaine opportunité, elle est ici. Devenez notre Coach Qualité Bilingue.
Réf : COACH-QUALITE-BL
📧 Postulez ici : [email protected] jusqu'au lundi 18 mai 2026
11/05/2026
Ho anareo ao Toamasina.
SPEED RECRUITING TOAMASINA !
Mitady asa ve ianao ?
Manasa anao ny SOMALAVAL handray anjara amin'ny SPEED RECRUITING izay karakarainay
📅 ny 15 sy 16 mey 2026
🕗 8 ora sy sasany – 12 ora atoandro | amin'ny 1 ora – 4 ora tolakandro.
📍 Barikadimy, Toamasina – Site SOMALAVAL
Tongava mivantana eny an-toerana miaraka amin'ireto antontan-taratasy ireto : Photocopie ny karapanondro 1 sy ny CV anao
Fotoana iray hihaonana sy hifampiresahana mivantana amin’ny ekipanay. Aza adino ary, tongava maro !
07/05/2026
🔅Fintina an-tsary nandritrin'ny formation tato Work Mada sy ny après formation pour la nouvelle vague🥰
📌Photos 1: Poste photos tao ampianarana
📌Photos 2-3: Simulation d'entretien
📌Photos 4: Remise de certificat professionnel
📌Photos 5: Fanaterana ireo ankizy hipostule any amin'ireo société partenairenay amin'ny sehatry ny Call Center,
👉 Marihina hatrany fa misy foana ny test sy ny préparation mialoha atao tsirairay alohany hanao ilay entretien mba afahanizy ireo hivonona tsara ho tampoka rehetra.🤗
🌐 Ankasitrahina sy isaorana hatrany ireo société rehetra miara-miasa aminay amin'ny fandraisana ireo ankizy.
🔊 Rentrée manaraka :
⏰️Lundi 11 Mai 2026 (9h_13h)
⏰️Lundi 18 Mai 2026 (9h_13h)
🎯 Frais de formation :30.000ar
✔️Droit d'inscription : 10.000ar
✔️Écolage: 20.000ar
N.B: Ireo ihany ny vola aloa hoan'ny formation manontolo dia ampy hanampy anao ahatafidiranao miasa.
📢Efa mihoatran'ny 5.000 ny mpianatra nampiofaninay ary efa nahazo asa daholo ny ankamaroany.
✨️Ton avenir est ici, n’hésite plus⏳️, relève-toi et allons saisir cette opportunité.!!✨️
🏫 Lieu: Anjanahary, route vers mascar
📞 Contact: 034.32.028.08
CALL CENTER
CALL CENTER
07/05/2026
Vous êtes à la recherche d’une nouvelle opportunité ou connaissez quelqu’un qui l’est ?
Découvrez nos offres d’emploi de la semaine et envoyez votre candidature à l’adresse :
📧[email protected]
.
04/05/2026
Madagascar Airlines recrute :
🔎Deux Conseillers Clientèle Junior à Antananarivo https://bit.ly/42prjtc
Déposez votre candidature en ligne avant le jeudi 07 mai 2026.
24/04/2026
🔅Fintina an-tsary nandritrin'ny formation tato Work Mada sy ny après formation.🥰
📌Photos 1: Poste photos tao ampianarana
📌Photos 2: Remise de certificat professionnel
📌Photos 3: Fanaterana ireo ankizy hipostule any amin'ireo société partenairenay amin'ny sehatry ny Call Center,
👉 Marihina hatrany fa misy foana ny test sy ny préparation mialoha atao tsirairay alohany hanao ilay entretien mba afahanizy ireo hivonona tsara ho tampoka rehetra.🤗
🌐 Ankasitrahina sy isaorana hatrany ireo société rehetra miara-miasa aminay amin'ny fandraisana ireo ankizy.
🔊 Rentrée manaraka :
⏰️Lundi 27 Avril 2026 (9h_13h)
⏰️Lundi 04 Mai 2026 (9h_13h)
🎯 Frais de formation :30.000ar
✔️Droit d'inscription : 10.000ar
✔️Écolage: 20.000ar
N.B: Ireo ihany ny vola aloa hoan'ny formation manontolo dia ampy hanampy anao ahatafidiranao miasa.
📢Efa mihoatran'ny 5.000 ny mpianatra nampiofaninay ary efa nahazo asa daholo ny ankamaroany.
✨️Ton avenir est ici, n’hésite plus⏳️, relève-toi et allons saisir cette opportunité.!!✨️
🏫 Lieu: Anjanahary, route vers mascar
📞 Contact: 034.32.028.08
CALL CENTER
CALL CENTER
21/04/2026
🚀 Nous recrutons : Téléconseiller(ère) SAV 🚀
✨ Jouez un rôle clé dans la satisfaction client en assurant un accompagnement réactif, structuré et orienté solution.
Profil recherché :
🟠 Bac +2 en commerce, communication ou équivalent
🟠 Expérience en relation client, idéalement en e-commerce
🟠 Maîtrise des plateformes e-commerce
🟠 Excellente maîtrise du français (oral et écrit)
🟠 Sens de l’analyse, rigueur et orientation client
📩 Intéressé(e) ? Envoyez votre CV en message privé ou à l’adresse indiquée et rejoignez une équipe engagée ! ✨