19/06/2026
Album vaovao:
PEPETA VOLAMENA
lyrics:
Pepeta volamena
Mampanan-karena
Tsy misy maso-karena
Nefa tena harena
GROUPE MZ (2ème album)
Araho ny pejy! partageo!
I LOVE ELOHIM♥️♥️♥️
I LOVE EVERYONE ♥️♥️
MZ : MOUNT ZION
"psaumes 125:1"
so YAHOSHUAH épainête
19/06/2026
Album vaovao:
PEPETA VOLAMENA
lyrics:
Pepeta volamena
Mampanan-karena
Tsy misy maso-karena
Nefa tena harena
GROUPE MZ (2ème album)
Araho ny pejy! partageo!
19/06/2026
Ary hihinana ianareo ka ho voky dia hidera ny anaran'i Jehovah Andriamanitrareo, fa mahagaga ny fitondrany anareo; Ary tsy ho menatra mandrakizay oloko.Ary ilay avy any avaratra dia hampanalaviriko anareo ka horoahiko ho any amin'ny tany karankaina sy mariry; Ny loha-lalany ho any amin'ny ranomasina atsinanana, ary ny vodi-lalany ho any amin'ny ranomasina andrefana; Ary ny hamaimboany hiakatra, ary ny fofon-dratsiny hisondrotra; Fa efa nanao zava-dehibe izy.Aza matahotra, ry tany fambolena, miravoravoa sy mifalia; Fa manao zava-dehibe Jehovah.Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an'efitra, mamoa ny hazo, ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka.Ary ianareo, ry zanak'i Ziona, miravoravoa sy mifalia amin'i Jehovah Andriamanitrareo; Fa hanome anareo ny loha-orana onony Izy, dia handatsaka ranonorana mivatravatra ho anareo, eny, ny loha-orana sy ny fara-orana aloha. Dia ho feno vary ny famoloana, ary hihoatra ny vata fanantazana ny divay sy ny diloilo.Ary honerako ho anareo ilay taona nohanin'ny valala, dia ny koraika sy ny sompanga ary ny kijeja, izay miaramilako betsaka nalefako hamely anareo.Dia ho fantatrareo fa ao afovoan'Isiraely Aho, ary Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, fa tsy misy hafa; Ary tsy ho menatra mandrakizay ny oloko.
— Joela 2 : 26 - 27
19/06/2026
FA INONA IZANY MAHATONGA IRENY OLONA MANOPA OLONA , MITENY RATSY, MANKAHALA OLONA, MIALONA IRENY ?
MBA valio anaty commentaire hoe❤️
19/06/2026
TSY HITADY J'AIME NA REACTION no antom-pisiako fa hampita hafatra💞
18/06/2026
tongava aminao araka ny ninoanao.
Matio 8 : 13
MPANDIHY NAHAFAM-PO ❤️
17/06/2026
bientôt a Antananarivo!
❤️NUIT DE DELIVRANCE❤️
-Hanafahana antsika @ ota, aretina, tsy fahalalana, fahantrana, fahoriana, fahaverezana, afo be.....
TSY HO ELA ETO ANTANANARIVO