16/06/2026
Ela niandrasana izy ity ka aleo alefantsika amin’izay ara 👌😎
📚 Cours de vacances ANGLAIS 🇺🇸 sy Cours de vacances FRANCAIS 🇫🇷
session accélérée de 2 mois ✨ le 06 Juillet 2026✨
➡️ Fialantsasatra hahafanao mianatra teny iray ho ilainao fona na oviana na oviana ✅✅
Tsy ilaina intsony ny fandikana teny tsirairay.
Amin’ity session manokana hoan'ny Anglais Américain 🇺🇸 sy Français 🇫🇷 ity dia :
✅ Hanoratra sy hilaza fehezanteny marina sy tsotra
✅ Tsy isalasala intsony amin’ny resaka sy fifandraisana amin’ny hafa
✅ Hiomana amin’ny fiverenana any am-pianarana na amin’ny asa
✅ Mahazo boky sy support vidéo maimaipoana daholo
👩🏫 Mpanazatra mahay sy sariaka
🗣️ Isan'andro dia miteny fona ao anaty salle de classe 😎
🎯 Fomba fianarana mandroso sy mahafinaritra
📍 Toerana :
Ety Analakely Ambodifilao ambadikin'ny Lycée J.J.Rabearivelo misy trano avo grenat be izay ary misy Sainam-pirenena 🇫🇷🇺🇸🇨🇳 ny lavarangany
🗓️ Rentrée : 06 Juillet 2026
📞 Misoratra anarana dieny izao
📲Contact : 0381325664
✨ Aza avela ho very maina ny fialantsasatra… Andao hianatra teny vahiny amin’ny fomba hafa ka hahafantsika hifaninana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena 😎!
French by Best Languages Center - BLC
⭐ INCREASE YOUR VALUE ⭐
09/06/2026
Hivahiny ao Madagascar ny ekipan'ny BLC androany alina amin'ny 9ora latsaka fahefany
Manasa anao ary hanaraka izany ✨
⭐ INCREASE YOUR VALUE ⭐
04/06/2026
Bonne rentrée très chers élèves 🤩👏
N’oubliez jamais que vos efforts paieront alors travaillez bien 👌🇺🇸🇫🇷🇨🇳
French by Best Languages Center
Best Languages Center-BLC
Efa akaiky ny rentrée manaraka hoan’izay tsy tafiditra tamin’iny vague mois de mai iny anh 👌 aza misalasala mandefa mp na manantona eny Ambodifilao ambadikin’ny Lycée J.J.Rabearivelo misy trano grenat avo be izay ary misy sainam-pirenena 🇫🇷🇺🇸🇨🇳 eo amin’ny lavaragany ✨
⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️
02/06/2026
大家好!
Quiz chinois kely indray ary e🇨🇳
Ovaina "mot chinois" ilay sary dia manome phrase iray😂 Alefa ary ao amin'ny commentaire ✨
Rentrée :
👉Samedi 06 Juin : cours spécial samedi
👉Lundi 15Juin : cours journaliers
(Anglais/Français/Chinois)
⭐INCREASE YOUR VALUE⭐
31/05/2026
dia mirary fety sambatra hoan’ny reny rehetra 🤩
29/05/2026
Congratulations 🎉🍾
You all gave us an amazing day and a lot of interesting and important sharing sessions 😎🇺🇸🇨🇳🇫🇷
Tohizo ny ezaka fa tena nahafinaritra ny Speech Day antsika omaly ❤️🤩🤩
Aza adino ny Clubs antsika manomboka amin’ny Mercredi 3 juin 2026 🗣️✅
⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️
28/05/2026
📣 Rentrée Juin 2026 🎉
Aza tara fa vonjivonjena sahady ny toerana sarobidy ho anao 👌👌
Ireto avy ny daty vaovao tokony hotadidinao:
👉 Samedi 06 Juin : Cours spécial samedi 💥
👉 Lundi 15 Juin : Cours journaliers 🤩
Best Languages Center-BLC
French by Best Languages Center - BLC
Toerana iray hanampy anao hivoatra sy hanangana hoavy matanjaka amin’ny alalan’ny fiteny vahiny !
🌍 Fiteny azo ianarana eto :
🇺🇸 Anglisy | 🇫🇷 Frantsay | 🇨🇳 Sinoa
🗝️ Ny teny vahiny dia hery lehibe ho anao !
Izy io dia :
- Manokatra varavarana amin’ny asa sy fahafahana vaovao 💼
- Manamora ny fifandraisana amin’ny olona maneran-tany 🌐
- Manampy anao hivelatra ara-tsaina sy ara-kolontsaina
- Mampitombo ny fahatokisan-tena sy ny fahavononana hiatrika sehatra lehibe ✨
🚀 Fa maninona no misafidy an'i BLC ?
✅ Fampianarana miompana amin’ny pratique sy fahaiza-miteny.
✅ Certificat reconnu miampy fampiofanana amin'ny examens internationaux.
✅ Mpampianatra matihanina, akaiky ary vonona hanampy anao foana.
✅ Outils d’apprentissage (boky, vidéo…) omena maimaim-poana😎.
✅ Fanaraha-maso akaiky ny fandrosoanao isan'andro.
⏳ Voafetra ny toerana !
Mianara teny 🇺🇸 Anglisy | 🇫🇷 Frantsay | 🇨🇳 Sinoa ato amin’ny
👉 Misorata anarana dieny izao ary ataovy dingana iray lehibe ho amin’ny hoavinao 🌱
📍 Toerana : Analakely Ambodifilao (ambadiky ny Lycée J.J. Rabearivelo)
📞 Contact :
☎️ 038 13 256 64 – Anglais
☎️ 038 61 141 47 – Chinois
✨ With BLC, Build Your Future, Speak Freely and Go Further!
⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️