ANDRY VY

ANDRY VY

Share

KOLOTSAINA-FIANARANA- VAOVAO-TOROHEVITRA-FAHALALANA

25/12/2025

Rehefa tena nandinika,namakafaka dia nahatsapa fa raha tsy lalaina ny maha MALAGASY dia ho nofinofy ny handroso. Gasy aho Ary ianao??

14/10/2025

📌 Isan'ny tena nanampy ny nosamborin'ny mpitandro filaminana nandritra ireny hetsika ireny ireto 𝗺𝗽𝗶𝘀𝗼𝗹𝗼 𝘃𝗮𝘃𝗮 ireto izay nanao ny asa maimaimpoana sy tamin-kitsimpo.

Nivezivezy tamin'ny toby isan-karazany nitady ny toerana nitazomana ireo voasambotra sady nampahafantatra ny zon'izy ireo, nanomana ny antontan-taratasy fiarovana azy.

Tahaka ireo mpitsabo dia ankasitrahana ianareo nanampy ny mpiara-belona 🙏🏻🙏🏻

01/09/2023

ITY ARY ILAY PAGE ARAKA NY FANGATAHAN'NY MARO E,AO MIFANAKAL HEVITRA TSARA AN

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo