Over master Course

Over master Course

Share

🇺🇸Welcome to Over Master Course Madagascar ( International Institute ) 🇱🇷
032.54.935.55
034.02.808.81

19/06/2026

💥 PEACE UP 💥

Be strong and take the hits! Life isn't always smiles, it's not always a party, and it's not always love. There will be tears, there will be exhaustion, there will be disappointments, and there will be punches and kicks. It will inevitably happen but you can handle it !

✔ MAKE LIFE KNOW YOUR NAME !

MAZAKÀ DONA ! Ny fiainana tsy tsiky foana, tsy fety foana ary tsy fitiavana foana. Hisy ranomaso ao , hisy fahadisoam-panantenana, ary hisy daka sy totondry. tsy maintsy hitranga izany fa zakanao io !

✔ ATAOVY MAHALALA NY ANARANAO NY FIAFIAINA !

🔵🔴🔵🔴🔵🔴🔴🔵🔴🔵🔴🔵🔴🔵🔴

18/06/2026

PEACE UP 🥰✊

Tena maro be ny Cours de langue spécial vacances @ izao ary tsy misy ratsy izy ireny fa ny antony tokony hisafidinananao ny OMC Madagascar ary tsy ny vacances ihany fa ho an'ny rehetra. 😍

✅ NY MÉTHODE :
Manana méthode hahaizana miteny malaky izahay. Eo eo amin'ny 2 jours ka hatramin'ny 3 semaines eo dia efa azonao tsapain-tanana ny vokatra.

✅ FAMOLAHANA LELA :
Ity dia tena anisany mampiavaka anay , satria tsy ho hitanao na aiza na aiza izany.
folahana @ izany ny :
ACCENT : rapidité , intonation, liaison, sns..
ka na ny lehibe na ny ankizy dia ao anatiny avokoa.

✅ FITSIPIKA :
Misy fitsipika mazava, ary misy fanaraha-maso ny fivoaranao isanandro fa tsy hoe rehefa mandoha vola ianao dia izay na ho any na tsia

✅ FORMATION CALL CENTER : ( ho an'ny lehibe )
Isanandro sady mianatra anglais no miofana @ call center. MIKOTRANA ISANANDRO , averiko ihany , MIKOTRANA ISANADRO

➡ Tsy lazaina intsony ny ambiance sy feeling ao ampianarana toy ny fampiomehezana kely , ny développement personnel sns...

TSY TINAO VE IZANY ? 😁

Cours en ligne
Cours en salle
Cours particulier
Cours spécial vacances
Cours spécial samedi



034 02 808 81
032 54 935 55

🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧

15/06/2026

PEACE UP 😂🥰

Tena efa maro dia maro ianareo no nangataka an'ilay vidéo mampihomehy kanefa sady misy fampianarana kely ao anatiny , inty ary ilay izy eh !
Marihina fa sangy fotsiny io fa tsisy hidirany fampianarana sao lazainao tsy matotra fa ny Cours indray misy discipline mazava tsara hahaizanao teny miteny Anglisy tsara.
Mijereva finaritra dia mba asio commentaire na dia encouragement kely hahafahantsika mifampizara video toy izao dia partagéo au max
Thank you 🥰

With mister Mandresy ❤
034 02 808 81
032 54 935 55
Over master Course

15/06/2026

HO AN'NY ANKIZY INDRAY IZAO 😍

COURS D’ANGLAIS SPÉCIAL VACANCES 🇺🇸📚

Aleo ny zaza hi-speak ! Aleo ny zaza hi-speak ! ✊🤩

💡OMC Madagascar dia manolotra fampianarana manokana ho an'ny Ankizy sy ny tanora mandritra ny vacances

TOMBONY :
✔ Tsy ho sahirana intsony ny zanakao hiteny sy hanoratra ny teny Anglisy
✔ Mpampianatra efa za-draharaha no mampianatra
✔Hisitraka CERTIFICAT izy ireo rehefa vita ny fianarana

✨ Fanampin'izay, misy formation en DÉVELOPPEMENT PERSONNEL hanampy be ny zanakao hamoaka ny maha-izy azy ao anatin'ny fotoam-pianarana.

💡OMC Madagascar propose des cours d’anglais destinés aux enfants et aux jeunes pendant les vacances.
✅ Apprendre à parler et à écrire en anglais avec plus d’aisance
✅ Encadrement assuré par des enseignants expérimentés
✅ Certificat délivré à la fin de la formation
✅ Formation en développement personnel pour renforcer la confiance en soi
📌 Places limitées ! Contactez-nous rapidement pour plus d’informations.

Mandefasa hafatra miafina na miantso malaky fa voafetra ihany ny toerana

CONTACT :
📞 034 02 808 81
📞 032 54 935 55

📱 Facebook : Over Master Course

15/06/2026

FA INONA INDRAY TY MIRESAKA @ FITARATRA TY EH ? 🙄

➡ Ny firesahana amin’ny fitaratra (miresaka irery eo anoloan'ny fitaratra) dia iray amin’ireo fomba tsara indrindra sy mahomby indrindra rehefa mianatra teny anglisy. Na dia toa hafahafa ihany aza amin'ny voalohany, dia maro be ny tombontsoa azonao aminy:

✔ 1. MANAMAFY NY FATOKISAN-TENA (Self-confidence)
Ny iray amin’ireo olana lehibe indrindra mahazo ny mpianatra teny vahiny dia ny tahotra ny hanao fahadisoana na ny menatra eo imason'olona. Rehefa eo anoloan'ny fitaratra ianao:

Tsy misy olona mitsara na mihomehy anao.

Malalaka tsara ianao maneho hevitra sy "miezaka" miteny mafy.

Manampy anao ho sahy kokoa rehefa hifampiresaka amin’ny olona tena izy avy eo.

✔ 2. MANATSARA NY FOMBA FANONONANA TENY (Pronunciation & Fluency)
Ny fitaratra dia fitaovana tsara indrindra hijerena ny fihetsiky ny vava, ny molotra, ary ny lela (mouth movements).

Ny teny anglisy dia misy feo mivoaka amin'ny fomba manokana (ohatra: ny feo "th" amin'ny teny hoe think na there, na ny "r" anglisy).

Rehefa mijery fitaratra ianao, dia hitanao avy hatrany raha mety na tsia ny fomba amononanao ilay teny.

✔ 3. MANAMPY AMIN'NY "BODY LANGUAGE " (Fihetsiky ny vatana)
Ny firesahana dia tsy amin'ny alalan'ny vava ihany, fa miaraka amin'ny endrika sy ny tanana koa.

Hitanao eo amin'ny fitaratra ny fihetsiky ny endrikao (facial expressions) sy ny fijerinao (eye contact).

Manampy anao ho lasa "naturel" sy mavitrika (expressive) rehefa miresaka, fa tsy hoatran'ny olona mitadidy lesona fotsiny.

Sombiny ihany ireo fa mbola maro ny tombotsoa ho azonao raha miresaka @ fitaratra foana ianao ❤

Cours en ligne
Cours en salle
Cours particulier
Cours spécial samedi
Cours special vacances



034 02 808 81
032 54 935 55

🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸

13/06/2026

Have a good week end guys ! 🥰

12/06/2026

PEACE UP 🥰

Tsara ho fantatra ireto :

✔ 1. Moana → MUTE (na Dumb)
Fanamarihana: Ny teny hoe "Mute" no fampiasa matetika sy manaja kokoa amin'izao fotoana izao.

Dika amin'ny teny anglisy: Mute

Ohatra: "The boy is mute, so he uses sign language."

Dikany: Moana ilay zazalahy, ka mampiasa tenin'ny moana (famantarana). 🇺🇸🇬🇧

✔ 2. Jamba → BLIND
Dika amin'ny teny anglisy: Blind

Ohatra: "She is blind, but she can read Braille."

Dikany: Jamba izy, saingy mahay mamaky teny Braille. 🇺🇸🇬🇧

✔ 3. Marenina → DEAF
Dika amin'ny teny anglisy: Deaf

Ohatra: "My grandfather is a bit deaf."

Dikany: Marenina kely ny raibeko.
🇺🇸🇺🇸

COMMENTEO ASIO EXEMPLE DIA PARTAGEO
Fa possible ianao hahazo ilay crédit 10.000ar ❤

➡ Tsy mandrisika olona akory izahay hiteny toy izao @ sary izao fa izy ireo no mahatsapa izany ary tsisy lainga na namboarina izy ireny 🥰

Marihina fa zaza manao cours particulier izy ireo ka naneho fankasitrahana ny OMC Madagascar ! 🙏

Cours en ligne
Cours en salle
Cours particulier
Cours spécial vacances
Cours Spécial samedi



034 02 808 81
034 02 808 81

11/06/2026

PEACE UP 🥰

Anisany sakana mampisalasala ny olona hianatra en ligne matetika ireto zavatra ireto :

- Sao dia arnaque ilay izy !
- Sao tsy mahay akory !
- Sao tsy maharaka !
sns...

MIVAHA DAHOLO IZANY olana izany ato @ OMC Madagascar satria :
- Aradalana ilay Cours !
- Tena mahay tokoa !
- Manaraka ny rythme anao !

Mpampianatra 1 ankizy 1, ary tsy lesona copie coller fa tena mianatra mivantana amin'ny alalan'ny Watsapp na messanger !

Cours en ligne
Cours en salle
Cours particulier
Cours spécial vacances
Cours spécial samedi


034 02 808 81
032 54 935 55

🇺🇸🇺🇸🇺🇸🇺🇸🇺🇸🇺🇸🇺🇸🇺🇸🇺🇸🇺🇸🇺🇸

09/06/2026

KAY LETIEEE ! ( Tsy kay le... izy teo an ) 🤣🇺🇸

✔ Kay letiee! / Kay zany iiii !
(Gaga, faly, na gaga tampoka) 🤣

Raha any Etazonia, miankina amin'ny fomba fiteny sy ny "vibe" tiana hivoaka no isafidianana azy:

➡ "Oh man!" na "Man!" (Tena akaiky indrindra an'izany " kay letiee" izany, azo ampiasaina amin'ny zavatra tsara na ratsy).

➡"Bro!" na "Dude!" (Raha miresaka amin'ny namana, ary gaga tampoka).

➡ "No way!" (Raha tsy mino ny zavatra re na hita *"Kay letiee, tsy marina zany!"*).

➡ "Holy cow!" na "Oh my gosh!"** (Gaga be).


Cours en ligne
Cours en salle
Cours particulier
Cours special vacances
Cours spécial samedi

08/06/2026

PEACE UP ❤

EXPRESSIONS 3 TENA FAMPIASAN'NY AMERIKANA :

Ireto misy fomba fiteny (idioms na expressions) 3 tena malaza sy fampiasan'ny Amerikana matetika amin'ny fiainana andavanandro, izay azonao ampiasaina tsara rehefa miresaka:

✔ 1. "Under the weather" ❤
Ny dikany: Tsy de salama tsara, marary kely, na vizana (saingy tsy dia marary mafy be).

Ohatra fampiasana azy:

"I think I'm going to stay home today. I'm feeling a bit under the weather."
(Hijanona any an-trano angamba aho androany. Mahatsiaro ho tsy de salama tsara aho.)

✔ 2. "Piece of cake" ❤
Ny dikany: Zavatra tena mora be atao (mitovy amin'ny hoe "mora kely" na "rano fotsiny" amintsika).

Ohatra fampiasana azy:

"Don't worry about the test, it's going to be a piece of cake!"
(Aza manahy ny amin'ilay fanadinana, ho mora kely mihitsy iny!)

✔ 3. "Call it a day" ❤
Ny dikany: Mijanona amin'ny asa na zavatra iray atao satria efa ampy izay, na efa vizana, na efa ho tapitra ny fotoana.

Ohatra fampiasana azy:

"We've been practicing for three hours. Let's call it a day."
(Efa nanoratra/nanao fanazaran-tena nandritra ny adiny telo isika. Ndao hijanona amin'izay androany.)

Do you like them ? 🥰


Cours en salle
Cours en ligne
Cours particulier
Cours spécial vacances
Cours spécial particulier
Cours accéléré

034 02 808 81
032 54 935 55

🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧🇺🇸🇬🇧

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ambatoroka
Antananarivo
101