une plateforme dédiée pour aider les jeunes à s’intégrer dans le monde professionnel.
Nos services d'accompagnement pour aider au mieux vos enfants à surpasser leurs difficultés scolaires
Cours de maths en ligne ho an'ny lycéen. Cours en groupe (mpianatra maromaro) eto @facebook.
Ny équipe mpanabe sy entrepreneur eto amin'ny Tafita Miaraka Isika dia manokatra ny varavarany ho anao, hanampy anao mba ho tafita Miaraka Isika.
Hanandratana sy hampivelarana ny hasin'ny tena ho amin'ny fampandrosoana ny maha olona