Mah Moozika

Mah Moozika

Share

Fizaràna ho an'ireo olona te hanomboka hianatra zavamaneno

14/06/2026

Miarahaba an'i Bessa nahatratra ny tsingerintaona nahaterahany

Mirary ny soa rehetra e

Inona ny hirany tena tianao?

10/06/2026

Pianiste/Clavieriste
Misy maha-samy hafa azy?

01/06/2026

Concert Rija R CCI Ivato
31 Mai 2026

Ampoka hankantoana.Tena izay no mahalaza azy

Tsy ny rehetra no afa-nijery noho ny antony samihafa

Fijery hafa no tiako hozaraina.

Ahoana ny fanomanana ny lafiny fitendrena? azontsika hatao any amin'izay misy antsika avy ve?fiangonana?fianakaviana? Sy ny sisa?

Aleo aloha aho hitsakotsako tsara ka.

Izay liana dia efa afaka manao réaction sahady

27/05/2026

VOLAN'NY KAMBOTY (Ny Railovy)

Atolotro am-pifaliana ho anareo mpanaraka ny pejy

Nataoko tena tsotra mba hianaranareo azy

Raha misy mpihira dia miova ny hitendreko azy mba hitrotro azy ireo.

25 taona lasa angamba no nitendrena azy farany

26/05/2026

Fa diezy no nanombohako nitendry.Tamin'izay tsy nisy mpampianatra.

Feon-kira fohy kely izay ilay izy.Izay liana dia manaova commentaires eo ambany hoe Fa # dia halefako aminareo mp ilay vidéo, mora hianarana kely.

Fa izao, raha manao an'izao ireo ratsan-tananao ireo dia mila manao fanazaran-tena tsirairay izy ireo.

Mazotoa daholo

22/05/2026

Inona no tokony hatao raha tianao ho lasa lavitra amin'ny mozika ny zanakao any aoriana?
Ohatra hoe tsy manambady olona mamalan-kira ve?

19/05/2026

Iza no efa voan'ny trac raha vao hanomboka hitendry?
Ahoana no hialàna aminy?

16/05/2026

Hanomboka hianatra hitendry vatamaroafitsoka
Solfa? solfège ?grille? Etsetra
Inona no tsara hanombohana amin'ireo?

09/05/2026

1983 - YAMAHA PSS 460 no nanombohako nitendry
Ary ianao? Inona no nanaitra anao hianatra hitendry?

23/01/2026

Te ho tsara fitendry?
Miezaha manatsara ny fitendry isan'andro.Ao anatin'ny ratsan-tananao ao izy io.
Akimpy mihitsy ny maso raha manelingelina anao.Ny sofina ampiasaina dia aza atao hoe ianao ilay mitendry

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo