Speak And Work

Speak And Work

Share

"Natao hanampiana Ireo tanora tia teny Anglisy mba hiasa."

JOB INTERVIEWS | COACHING | TRAINING
Call Center TRAINING l JOBS
Cours de langue Anglaise GRATUIT 🇲🇬🇺🇲
📲 038 16 530 43 (Responsable)

22/06/2026

✅Ny fahombiazana dia vokatry ny ezaka kely averina isan'andro👣; koa aza kivy,💪

👉 fa ny dingana kely rehetra dia mampanakaiky ny tanjonao, ary ny faharetana sy ny fikirizana no fanalahidin'ny fahombiazana.🔑

🛑Success is the result of small efforts repeated every day; so don't give up,👩‍🎓

👉because every small step brings you closer to your goals, and patience and perseverance are the keys to success.🗝️

koa Andao amizay ary hanomboka e!
mp ou☎️ 038 16 530 43

21/06/2026

🛑 ASA CALL CENTER ANGLOPHONE🇬🇧🇺🇲

Fantatrao ve fa maro ny boîte call center mandray débutant(e)??

👉 Fa ireo voaomana no voaray,
Izay mahavoafehy sy ampy fahalalana momba ny asa mandritrany entretien
iany no voaray

🔑 Raha misy formation + Coaching + CV Pro & attirant hoan'ny Call Center Anglophone

Ho vonona ve ianao?

Comment "info" dia resahiko anao ny fomba ahazoanao azy

Mp ou 038 16 530 43

20/06/2026

Let's learn english with us 🥰🇺🇸🇺🇲

☎️ 038 16 530 43

passé en Mp pour plus d'infos

18/06/2026

🎯 Te hiasa amin'ny call center anglophone ve ianao? 📚 Atombohy amin'ny formation miaraka aminay!
✅ Anglisy ampiasaina amin'ny call center
✅ Pratique sy simulation d'appel
✅ Ho an'ny débutant sy intermédiaire
✅ Fanohanana mandra-pahafehy
📩 Toerana voafetra, manorata "INFO" na alefaso message raha liana.
0381653043

17/06/2026

🚫 Ireto no antony tena maha recalé anao amin’ny entretien call center
(na dia mahay aza ianao)

Maro no mieritreritra fa tsy tafita entretien = tsy mahay.
👉 DISO izany.
Ireto no “les erreurs fatales” mahazo kandidà maro :
❌ Mamaly tsy misy structure – betsaka ny teny fa tsy mazava tsara
❌ Avelan’ny stress hifehy – mikorontana ny saina
❌ Tsy manao entraînement mialoha – tsy misy simulation kely alohan’ny tena ihatrehana ny tena entretien,
👉 Tadidio fa tsy kisendrasendra ihany koa ny “échec”.
👉 Tsy fahampian’ny fiomanana no tena matetika olana.

🎯 Ao amin’ny formation call center omenay :
✔ ianaranao méthode claire hamaliana entretien
✔ anaovana simulation entretien, appel,....
✔ ampianarina anao ny fomba hifehezana stress
✔ COURS d’Anglais GRATUIT (ho an'ny tena mbola débutant)
👉 Na débutant aza, azo ianarana io.

👉 Aza averina intsony ny erreur mitovy.
👉 Miomàna dieny izao.
💬 BONUS spécial 2026 ho an'izay mandefa Mp izao ka manao inscription.

16/06/2026

📞 TE HIASA AMIN'NY CALL CENTER ANGLAIS VE?
Tsy mahay anglisy tsara ve ianao nefa te hivoatra sy hahazo asa tsara karama?
✅ Formation Call Anglophone ✅ Fanatsarana ny teny anglisy ✅ Fampiofanana momba ny communication professionnelle ✅ Préparation entretien d'embauche
🎯 Ho an'ny débutants sy intermédiaires.
Aza miandry rahampitso, manomboka anio ny lalanao mankany amin'ny asa anglophone!
📩 Mandefasa hafatra privé raha mila fanazavana na te hisoratra anarana.
☎️ 0381653043

15/06/2026

"Aza kivy amin'ny fahasarotana anio, satria io no manomana ny fahombiazanao rahampitso."
➜ "Don't be discouraged by today's difficulties, because they are preparing you for tomorrow's success."

"Ny olona mahomby dia tsy ilay tsy lavo, fa ilay mitsangana isaky ny lavo."
➜ "Successful people are not those who never fall, but those who rise every time they fall." 💪✨

14/06/2026

FANTATRAO ve fa maro ny Call Center mandray débutant(e)

Fa ireo voaomana no voaray.

na débutant(e) @ call ianao na débutant(e) @ anglais dia afaka misehatra call anglophone raha miampy fiofanana kely.
Mp ou 038 16 530 43
fans
Speak And Work

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101