25/06/2026
Mbola mitoy ny tolotra Asaramanitra ho any anio -20% ny gamme complète antsika ary mbola gratuit iany koa ny soin et diagnostic 😱🫣🤭💖
Ka inona no andrasana fa andao isika anao manjakely anio ary 🥰
Misokatra hatramin'ny 05ora hariva izahay anio 😊❤️
Manaova fety Sambatra daholo isika Malagasy rehetra 🇲🇬🙏😘
☎️ 0348100819
22/06/2026
Miarahaba indray 🤗❤️
Andao isika anao Promotion 26Juin ary satria tena maro be ianareo miandry azy ity ☺️
-20% ny Gamme complète classique sy ny Gamme AF1 😱🫣🫢 ... Eny akia - 20% izany manomboka anio ka hatramin'ny 25Juin ho avy izao ☺️
Ndao araraotina ary fa tsy misy foana ny promotion toy izao mes loulous ❤️
Coucou Yvaniat Layraa misaotra nandalo ma chérie ❤️
Coucou les STAFF de Kala Bota Community ❤️😘
☎️0348100819
19/06/2026
Andao anao manjakely otrany PARIS - Malagasy isika fa manakaiky ny fety an 🤗
Ho asitsika promotion ve o ❤️ ???
☎️ 0348100819
15/06/2026
Coucou les loulous ☺️❤️
Ho avy ny fête isankarazany fa andao anao manja manja alohany izay ☺️ ... Hisy promotion hilatsaka maro maro ho lazaina amitsika tsy ho ela , atomboy dieny izao ny fitsaboana ny tarehy fa aza miandry ela intsoiny 🤗🤞
Marihana hatrany fa akora 100 % Natoraly ny antsika ary tsy misy atahoaranao mihintsy 😉☺️
Misokatra foana ny salon antsika ny Alatsinainy ka hatramin'ny Asabotsy, manomboka amin'ny 08ora sy sasany ka hatramin'ny 05ora sy sasany hariva ❤️
☎️ 0348100819
10/06/2026
Ndao ndray ary anao promotion ana volo ary ☺️❤️
09/06/2026
Vao tsy salama Iky dia mangiana be nareo ☺️ Salama ve nareo ato ? Efa matory ve? 😀😊